Vous êtes ici

Lhl manodidina ny 20-30 no miresaka. Tsy mbola mahita izay lalam-piainana fa dia chomeur tsy misy taranja dia manavanana laotra.ny sipa sy bandy sasany efa mipetraka mazava hoe Gestionnaire, Anao dokotera, anao comptable, za ty tsy hita hoe anao inona sady tena faraky izay tsy mahay resaka scientifique (PC, maths sns, karazany le 4 de moyenne tany ampianarana) ka tsy tafa amin'ny fianarana ambony raha tsy hoe langue angah.Tsy mety mahita asa aho ary tsy hitako akory ary hoe inona ny asa na fianarana mety amiko.Tsy te haka risque hivadika photographe na DJ sns aho fa ohatrany efa saturée be hono ny marchée amin'ireo taranja reo kanefa dia taranja pratique sur terrain ohatranireo zao no mba haiko.Inona ny asanao? Inona ny diplome anao? Ohatraniza ny fihezahana nataonao vao tonga teo ianao? Misy torohevitra ve?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Inona ny asa + diplome anao ohatrinona ny raisinao? Very amin'ny fiainana
Ra azoko tsara dia tsy nanao études supérieures zany enao? Tsy mikasa ny hanao mihintsy fa tonga dia hiditra amin'ny resaka asa sa mila fanampiana mba hitadiavana ny voie ŕ suivre? Toro-hevitra kely: samy misy manavanana azy ny tsirairay, raha toa ka tsy mahay matičre scientifique enao fa mahay langue, hifotoero aloha ny langue, ilaina foana io. Manana créativité v enao, fibre artistique? Mahay manao sary? Manao zavatra bricolage sns ireny? Mamorona activité iray izay mety aminao. Zavatra tsotsotra. Manana accčs internet enao zany matoa mahasokatra moov, exploitéo io. Exemple kely, raha mahay bricolage enao dia manamboara zavatra tsotsotra,kely masokarena nefa design ihany mety ho tian'ny olona. Ohatra boite ŕ bijou costumisé. Misy boite vinaninay ireny eny antsena, eny isotry, mividiana iray, dia andramo customisena amin'ny lamba, sarimbonikazo kely sns, dia alaivo sary, dia publiéo eo amin'ny fb, dia jerevo ny réaction an'ireo namanao, ra favorable, dia tohizo, amidio, etc. Mahaiza are mikarokaroka sy mampiasa izay ressources eo antananao e, tsy voatery ireo tena lali-pahaizana sy be diplôma ihany no ho tafita amin'ny fiainana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Inona ny asa + diplome anao ohatrinona ny raisinao? Very amin'ny fiainana
Voalohany aloha dia miezaha ianao ho positif eo @ fiainana fa tsy négatif be oatran'io. Avereno vakiana anie ny zavatra soratanao fa TSY no betsaka sy mibahana e, hany ka lasa TSY daholo ny fiainanao. Zao dia manova fomba fijery ary esiry ao @ voambolanao ny TSY rehetra.

Faharoa, inona no zavatra tena tianao sy manavanana anao ? tsy voatery hanana diplaoma be ianao fa passion ohatra, any trandrahana ary tonga dia alaivo sary antsaina fa mahatafita anao iny fa tafa ianao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Inona ny asa + diplome anao ohatrinona ny raisinao? Very amin'ny fiainana
Kolasy> marina mitsy io voalazan'ny namana eo ambony io. Aza fokalizena be amin'ilay zavatra tsy hay sy tsy manavanana ny saina e. Izaho izao tsy nahavoa matičre scientifique fa tena littéraire be, tia manoratra sy mamaky boky dia io no niexploiteko mba hivelomako. Izany oe ze manavanana anao re hifotoerana fa refa tena manavanana anao io, dia na ekeko oe betsaka ary ny concurrence a, ny talent reconnu eny foana ary manao différence be. Mazotoa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Inona ny asa + diplome anao ohatrinona ny raisinao? Very amin'ny fiainana
NY hanampiako ireo voalaza ny namana rehetra etsy ambony ireo dia efa mba mieritreretinao ve ny resaka tourisme , ianao miteny hoe mba havanana aminy langue dia io secteur io dia sűr aho fa mila olona maro fa naha anglais naha russe ,naha allemand , naha ETC..... dia ny olona rehefa mitsidika tany dia ny voaloahany mahaferitsaina azy dia io COM.... io tsy mandry ny sainy satria matahotra izy ho deçů be nefa efa mandany fotoana sy vola be izay vao tonga any donc raha ianao naha ny cousin-nao naha ny famille-nao rehetra izay chômeur mitambatra nanao société kely maha miasa tena izany naha miasa aman'olona sűr aho fa misy percé izany kandra izany , hoy ny fitenenantsika oe "IZAY TSY MAHAY SOBIKA ,MAHAY FANTAMBARY ę!! ary ny tena tsara aminy io dia mifanerasera aminy olona vahiny ianao iza no mahalalŕ saody misy taolantehezana aminy izy ireny.Aza adino fa la plupart ataontsika oe 98% ny vahiny mitsidika ny dago dia olona tsy andeha andromba naha hanitaka akory fa isika any no efa mi-derape be dia be mihintsiny ny foto-pisainantsika any azony ilay fahantrana angaha no mety mahatonga izany "NY firenena moa efa "VELON-NATAKA" ka aza mataotra ianao fa ny vahiny hoy aho mi-comprendre tsara izay situation izay.

Ajouter un commentaire

5 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.