Vous êtes ici

Manambady aho, tratrako nampirafy ahy izy, nifona Tamiko dia namela azy aho, afaka tapabolana ndray dia tratrako fa misy vevavy hafa miaraka amin, mbola nifona ihany izy dia namela azy foan ah.. Nisy fotona nefa nisy zavatra ts nifanarahana tato an trano dia tezitra mafy aho ary nopahopaiko b izy. Tezitra moa izy dia novaliny koa aho ,lasa raikitra ady b ilay izy ka noroasiny izay sy ny zanako, za ts nety nande... Ny ampitso nangataka niresak tamin aho ary nilaza izy fa okzay ny aminay fa tsofiny rano aho ande, mbol ts nety ihany aho..
Lasa izy nande tany Amin RAD tany dia ts niverina nody natory tato an trano...
Maraina dia nitongavany fokontany teto aho fa nilaza tany ono izy fa vonovonko tato sns...Gaga fotsn aho..
Za moa narary dia torana teny an dalan teny dia no entiny ny olona teny amin hoptaly, Tonga teny izy ts norarahin akory.. Nilaza moa dokotera fa hoe Mila makaina b fa tady ivoaka ilay zaza ao an kiboko.. Sns.. Sy miasa saina b..
Teo moa ilay vadiko taminzay ary naheno tsara.
Body tato an trano izahay, ts norarahiny akory aho fa lasa Izy niakatra tany amin RAD, za nefa mbol ts nisakafo sns.. Nendrasana ts Tonga mints.. Alina NY andro voa Tonga nanatitra fanafody sy vola fa hoe ande ho any tamatave ono izy mianakavy anao vacance. Kepoka ts nahateny ah.. Marihako fa ny volako tato anaty poketrako taminza ilay narary tany amin hoptaly noraofiny daholo , ary notakiko dia nilaza izy hoe fa adalany ng ony namparary anah? Izy ng ono Te harary.. Ts niteny tsn ah fa tohana tanteraka ny foko .. Roofiny akanjon dia lasa izy..
Atraminzao moa izy ts mbol nody fa hoe lasa nanao vac izy mianakavy..
Ts mb miantso anah mb manontan hoe efa manaona aho ,ts mba miantso na mba iresaka Amin zanany ary. Za moa bevoka io efa forceny fona anala Zaza. Za ono ts te anao fisa any. Tao anaty io adinay io koa dia Tonga teto rainy nandroaka anay fa azy reo trano fa Mila miala ato zay 3mianaka..

Ny rafozako sy ny zoabaviko moa dia zarany ary misy anizao satria Dia tsapako mints fa rzareo mamporisika ilay Vadiko

Par : Miou-Miou
Misy groupe "Vie des femmes
Misy groupe "Vie des femmes mariées" zay ao @ facebook, bdb vhv b problèmes ao, afaka mifapizarazara hevitra ao daoly. D Mirary soa fa mafy zany mahazo anao zany.
fiber_manual_record Ramix85
Dernière visite: Il y a 1 year 10 months
A rejoint: avril 24, 2019
Madehàna mihitsy aloha
Madehàna mihitsy aloha misintaka any @ babanao, mampilamina saina , ny anaka mbola kely ny manaraka koa mbola ho atrehina, Raha ny fahitako azy mbola tsy misaina lavitra mihoatran'ny fanambaniny izy, mbola te ho mpitovo! Sady toa mamro mapisaraka ianareo izany, ny havany sy ny ak*******
Par : Nah
Raha ny vadinao aloha dia aza
Raha ny vadinao aloha dia aza antenaina intsony, tsofy rano koa izy dia mamelà ny helony. Ny zanakao arovana, mandehana miala ao dia mandehana any am RAD, fianakavina na manofa trano, aza atao mahita anao intsony, d aza soratana aminy ny zaza rehefa teraka sao iny no anarahany anao eo, alahelo ian izy atsy ho atsy mantsy. Tsara ihany raha mametraka na dia plainte de garde aza sao ianao no ivadihany avy eo. Mila courage be ianao fa aza manambitamby intsony e
Par : smellnippy
Manana hambo dia ny zanakao
Manana hambo dia ny zanakao jerena, pas la peine d'insister
Par : zany foana io
Lehilahy aho no miteny etoana
Lehilahy aho no miteny etoana. Mampalahelo tokoa ny manjo anao ka dia mankahery anao...rehefa ny havam-bady no miditra an-tsehatra tahaka an'io ka tsy miaro ny vadiny ny lehilahy dia somary sarotra ihany ny raharaha. Kanefa aza kivy fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra hatao. MAndraisa ianao fepetra manantona ny fokontany sy ny manam-pahefana misahana an'izany ao amin'ny polisy mitantara ny zava-misy rehetra ary mba hiarovanao anao sy ny zanakao izany. Raha tapa-kevitra mantsy ianao fa handeha dia mety izay no andrasany hanenjehana anao ho mandao ny tokantrano. Ny Tompo anie homba anao

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.