Vous êtes ici

Faly miarahaba antsika reetra ato forum, manana olana aratokantrano aho ka inona no mba hevitra omenareo ahy?ty izao ny tantara Lehilahy aho, manambady, 5 taona nivadiana, ary manajanaka 2: ilay voalohany lahy, ary ilay faharoa vavy, izaho dia manao varomandeha ny asako ka misy fotoana tsy eto andrenivohitra.Ny olana dia ity:fantako fa tsy zanako ilay faharoa(ilay vavikely) satria tadidiko ny fotoana nahatongavako teto tana sy ny fotoana nahaterahan'io zaza io, izay nipetrak 1 volana talohan'y nahatongavako, niezaka foana aho ny hanafina izany tamin'ireo ray amandreniko fa tsy tanako intsony ilay izy dia namborako tamindry zareo ny marina, ary dia alahelo tokoa no nadrasiandry zareo izany vaovao izany.izaho moa izao mbola aty faritany amin'izao manoratra izao ka ny fanontaniko apetrako ilay hevitra aminareo dia izao: hijaona hivady ihany ve izahay , dia hamelona ny tsy naterako ve za? hisaraka, dia lasa mampalahelo ahy ilay zanako lahy voalohany Tsapakotsy hilamina intsony manko ny ho tokatranonay taorian'ny namborahako ny marina amin'ireo rayamandreniko.Misaotra antsika namaky , ary azafady raha somary lava

fiber_manual_record beIapin
Dernière visite: Il y a 3 years 2 days
A rejoint: août 14, 2017
inona ny torohevitra omenareo ahy?
sodé teraka tsy tonga volana kosa ilay zaza dia heverin'isé fa tsy an'isé ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Tonga volana tsara ka, sady donga be izy tamin'ny teraka
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Zay ange no maharatsy lay mpivady misara-toerana maharitra e,nga dia tsy mba nisy hevitra hafa mba tsy hisarahan-toerana maharitra ela be,ohatra hoe any @lay faritra ivarotana no nipetraka fa eto zany mba juste mandalo akana entana fotsiny.
Ny RAD dia marary zanaka,kanefa tsy tokony tonga dia namboraka zany t@izy ireo ianao raha tsy efa hitanao ny zavatra tokony ataonao,ny tokatrano tsy ahahaka rahateo na ahona na ahona,ka maninona mo no tsy ianao sy ny vadinao no nanao carte sur table aloha,rehefa tena tsy afaka ny hifampiresaka intsony zay vao tokony miantso RAD,ary ny roa tonta mihitsy fa tsy ny iray ihany,zao ianao manjary tsy ananana ny tena decision-nao satria efa misy confusion @RADnao ka tsy hijery fotsiny zareo manoloana ny olana mahazo anao ary ianao ihany dia efa miteny fa tsy hilamina intsony ny anareo taorian'ny namborahanao izany t@ RADnao.
Ka ny torohevitra omena anao dia izao,mifampiresaha aloha ianareo mivady,tsy mora ny zavamisy eo anoloanareo satria dia namitaka anao aloha ny vadinao mazava ho azy ary koa nanitsaka ny tokatranonareo,kanefa koa tokony mila mi-comprendre nareo ny @fomba fiainanareo,ny vy tsy mikitrana irery hoy ny fiteny fa tsy maintsy nisy ny antony avy aminareo avy,mila mijery ifotony ny antony nahatonga lay olana aloha na ho inona na ho inona vokany eo mba tsy hisian'ny fanilikilihana avy eo satria efa manana zanaka iraisana nareo.
Dia mirary soa sy mahereza hatrany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
namanafotsin<
tsy mandiso ny teninao aho fa tena marina oe tsy tsara ny misaratoerana, nefa efa fantany dieny volohany io asako manao varomandeha io, ary tena hahazoako tombony miotra ny mipetraka ao tanŕ, ny tena tsy zakan'ny saiko dia izaho lehilahy mikiry sy tsy mbola nieritreritra ny hilalao vehivavy(na dia misy aza ny vola entina manatanteraka izany), ary indrindra efa ditra faratampony ny azy satria maninna no niteraka miitsy fa tsy vitan'ny oe manao sipa fotsiny? na io zanako lahy voalohany io aza lasa hatahrako oe sao tsy ahy koa,
Tsapako nanenina ahoniteny an'ilay izy tamin'ny Ray amandreniko, nefa manenjika ahy koa ny eritreritro mahita anznareo tia be an'ilay zaza tsy mieritreritr hoe tsy an'ny zanany anie ity zaza ity.
Izay miitsy no hataonay hanao carte sur table, nefa efa hitako oe tsy hikmbona intsony ny feriko raha hiara_hipetraka foana, mbola aiza nefa ny fotoana hiarahana? sa hiaina anaty enfer sy trahison?, tena malahelo ny RAD indrindra ny reniko ary hitako oe hosartra ny toedraharaha manomboka eto
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahn anontanio izy au moins izy mivaky milaza ny marina mifona hafa sady noraisinao toy ny zanakao koa anie io hatramin'ny voalohany ę mino aho fa mifankatia izyd dahy ary mbola miarakaamin'io raijanany io ihany ve ny vadinao kosa izany rehetra izany tsara fantarinao alohan'ny andraisanao fanampahakevitra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Eny e,za tsy hoe manome tsiny anao @lay fisarahan-toerana noho ny fitadiavana,na koa momba lay vadinao @zavatra nataony,fa hitako hoe baranahiny be lay fomba fiainanareo @lay maharitra be lay fisarahan-toerana,kanefa moa nareo tsy mba nijery zany hatrany amboalohany fa tonga dia teo @vola miditra be no niompanan'ny saina ka lasa tsy nisy fijerena lay tena atao hoe tokatrano,ary ianao lehilahy no tokony ho mailo voaloany satria ianao no mande,sady mahita karazam-piainana any @alehanao any zany hoe tokony mba nandalo kely t@sainao ihany @maha olombelona ny hoe tena mba mipetraka tsara @lay tokatrano ve lay vadinao any zay,ianao moa zany mbola nahatohitra @resaka vehivavy fa izy no lavo ary rano raraka tsy azo raofina intsony.
Dia zay no ataoko hoe mifampiresaha mazava tsara aloha nareo na ho inona na ho inona ny vokany eo,ary eo koa ianao mety hahalala tsara ny zavatra tokony ho ataonao alohan'ny tena decision ho raisinao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
misaotra antsika rehetra fa holazaiko eto ny tohiny,otrany mizara roa ny saiko:
1) te hametraka divorce fa otrany tsy hisy intsony ny fifampitokisana
2)hijanona eo nefa mety mbola hanao lehilahy ihany, mahakivy!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Ny ahy ny tena atahorako dia hoe zanakao ihany io zazavavy io, atahorako hoa satria efa nolazainao zany ny RAD-nao sns, efa tsy avotra tsony ilay situation.
Ndray2 anie misy zvt tsy ampoizina e, ny anay ny zanakay voloany dia tena hafahafa be mihitsy ny fikôtian'ny sage-femme sy ny gynéco ny DPA sns, izaho manana calendrier kely misy ny dates rehetra nanaovanay rapport fa any @ tsy mifanaraka mihitsy no voalaza fa nipetrahan'ny zaza...Ary tsy resaka quelques jours fa plus d'une semaine an
Ka raha zany no hoe vady tsy matokitoky na ohatr'izany dia angamba efa ady tsy vita.
Izaho mahalala ny tenako hoe tsy nandeha nijery tany an-kafa. Ka dia mampalahelo be ihany raha ohatra ka oatr'izay ny zava-miseho, ary za mino fa raha tena bevohokan'olon-kafa ilay vadinao ka misy écart be t@ tsy naha-teo anao dia nasoriny iny zaza iny...Asa anefa eritreritra daholo ny ahy fa nareo ihany no mahalala azy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
ny toro hevitro voalohany dia mandeana aloha manantona sagefemme ianao , miaraka ain ny dossier complet n fisafoana nataony

io no ahafantarana ny andro exacte nipetrahan io zaza io ( afaka fantarina tsara io)

ny tena tsara tamin io dia ilay nisafo voaohany iny satra iray volana hatramin ny telovolana aorian ny fitsaiana . mbola tadidy tsara ny andro nisian acte eo aminareo mivady.

raha tsy ampy anao indray ireo dia eny anosy avaratra eny oatran misy clinique privee afaka mamantatra ny test de paternite na io avy amin ny alalan ny groupe sanguin na io tonga dia test ADN (sur a 99%) oe ianao marina ve ny rain io zaza io. fa io test ADN io dia 5 milion fmg no manao azy

raha ny toro hevitra avy aty amiko dia aza mbola miresaka aminy aloha sao dia positif (ianao no rain ny zaza ) ka ho menatra fotsiny eo ianao

pour info : ny an ny zanako 6 avril zahay no nametraka azy . DPA 6 janvier izy nefa teraka 15 decembre. izany oe 8 volana sy 9 andro

za anefa mission dia 21 mars no nody tao antrano

ka ra raisina fotsiny oe 15 decembre no teraka ny zanako, 9 mois izy bevoka, donc 15 mars ve zany no nanamboarana azy? za nefa mission tamin io ???? jereo tsara fa regle anefa izy tamin izany no tena marina
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
inona ny torohevitra omenareo ahy?
Mifampiresaha milamina ianareo mivady dia aza misaraka izany fa mampalahelo ny zaza tsy sitrapon io zaza io no tonga ety an tany ampahafirin ny olona mitaiza zana bady izany amboary ny saina mandiniha koa tena fa tsy parfait akory ianao

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.