Vous êtes ici

Niady izaho sy papa t@ sabotsy. Satria izy tsy natory tao an-trano. Nolazainy hoe nandeha niasa izy nefa za ts mino fa mety niodina tany @ sipa tany izy. Tsy nifampiteny izahay efa ho telo andro zany zao. Iza no tokony hifona sy hireaska voalohany ? Izaho ve no tokony hanao premier pas sa miandry izay ataony ? Tsy zakako anefa ny zava-miys ankehitriny. Za mbola love be aminy. Izy tsy miraharaha fa laozany milalao telephone na misakafo aza izahay. Mangina be tsisy resaka mihitsy eo ambony latabatra. Amin'ny alina dia samy maka ny coin-ny.

Par : kalie
ka le izy na matoky enao de
ka le izy na matoky enao de tsy miteny na tsy matoky enao de milaza ny hevitrao , le izy koa tsy misy hoe manao premier pas enao na izy ,fa le zavatra nitranga de hoe tsy matory antrano , tokony tsy hisy fesana hampiasa am alina raha tsy hoe tena zay asan'ilay olona ( gardien , mpiandry raharaha , sns ) fa raha hitanao tsy ara dalana de zay zany , tokony hanazava izy hoe taiza , satria zay ny lalanan'ny fanambadiana , misy fitsipika ifanarahan'ny mpivady ao ; enao mahalala na voahaja na tsia le izy . fa raha za no teo am toeranao de miandry fanazavana za , aleo mangina satria mihevitra anao ho vendrana izy . fa io nefa asa na vitanao tsy miresaka .
Par : Anonymous
F'angah moa mpivady ny resaka
F'angah moa mpivady ny resaka eto fa tsy hoe zanaka sy ray aman-dreny ? Nolazainy hoe papa no tsy mifampiresaka aminy ... kkkkkk
Par : bebelisy
Rehefa hitanao fa ilaina ny
Rehefa hitanao fa ilaina ny miresaka voalohany, manao premier pas dia ataovy e. Tsisy mangidy tsy handramana izany. Io fiziriziriana amin'ny hevitra io matetika no mampihenjana ny tady. Rehefa hitanao fa tsy ilaina ny fifampiresahana azy dia izay izany. Ianao nefa mbola love aminy ka asakasakao ihany io. Ianao irery no mahita ny zava-misy ao amianreo. Ianao ihany no miatrika irery ny fanapahan-kevitra izay raisina eo fa izahay ety @ forum itony miwalawalwa ambadiky ny ecran.
Par : bozaranay
Miarahaba anareo. Misaotra
Miarahaba anareo. Misaotra amin'ny torohevitra. Mikasa ny hiresaka aminy aho rahariva mirava miasa iny. Tena mavesatra ny foko amin'izao. Tsy zakako ny mieritreritra an'ilay izy. Asa na saro-piaro loatra ve izaho ?
Par : nambin
bozaranay >>> Nanao ahoana ?
bozaranay >>> Nanao ahoana ? Efa nifampiresaka ?
Par : liana
nanahoana ny tohiny ry maman?
nanahoana ny tohiny ry maman?
Par : kalie
tsy saro piaro zany enao fa
tsy saro piaro zany enao fa misy minimun fifanajana ny tokantrano de zay mila arahina , raha manaiky eo koa enao de ataony foana
Par : freefifa
Tena sarotiny ianao, fa
Tena sarotiny ianao, fa asaivo miteny izy ref tsy hody fa mampitaintaina hoe
fiber_manual_record Ramix85
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: avril 24, 2019
Miresaha foana fa izao
Miresaha foana fa izao manjary marary be ny fo nao
Par : freefifa
Tena vady akia no sarotiny
Tena vady akia no sarotiny toy izany fa tsy zanaka, manambadia indri dia ny vadindri atao an'zany

Pages

Ajouter un commentaire

12 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.