Vous êtes ici

JIRAMA sady ratsy service no mpangalatra

Mba mailo rehefa mandray ny facture Jirama fa ohatra ny anay zao dia nanjary nisy "consommation" rano izany 3 777,0 Ar kanefa dia tsy manana compteur rano akory izahay. Efa nanaovana fanamarihana tany amin'ny Jirama io ny volana lasa dia noraisiny soamantsara ny taratasy. Tonga anefa ny facture manaraka mbola io voasoratra eo ihany ny fisian'ny "compteur fictif" rano dia nolazaina indray fa hoe 11/11/17 ny ancien index , ary 12/12/18 ny nouvel index. Diakny na tsy mahay ny asany ny mpiasa ao Agence Mahavoky na halatra ankitsirano tsotra izao

Par : Juste
Erreur de frappe no mahatonga
Erreur de frappe no mahatonga anio matetika , ary eo ihany koa ireo mpanao relevé, tsarovy fa miainga avy amin'ny mpanao relevé avokoa ny ahazoanao ny facture anao! raha misy izany no tokony ho hitsinao dia ilay mpanao relevé ! Raiso ny anarany dia iny no ho ento eny amin'ny agence ametrahana fitarainana satria izy no mety nangalatra compteur ka ianao no hanefa ny laniny!
Par : jama
Situation ef matetika
Situation ef matetika mitranga io, ary tena marina tokoa fa ireny mpanao relevé ireny fona no manao hadisoana! ny anay zao otrzan ny consommation rano 30 no total , rehefa tonga nef n facture 300 ny tao! ahoana no fomba handoavanay ity! so ihany izahay fa manao relevé périodique hanaporofoanay ny hadisoana ataon'ireo mpiasan'ny jirama ireo
Par : Anonyme
Sady ny jirama efa malaza
Sady ny jirama efa malaza ratsy mitsy amty fanapahana jiro ity a! nef n factioranao disoiny fona
Par : Songomby
Mba ivereno any Ambatonakanga
Mba ivereno any Ambatonakanga hoe azafady fa raha ny tokony ho izy dia tsy hisy rano izany ao anaty liste index entin'ny releveur raha tsy ny any anaty machine mihitsy no mampisy azy, aza de le releveur foana re no torahana vato e

Ajouter un commentaire

6 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.