Vous êtes ici

Hay ve re olona ka azo atao ny mitory ny vadinao raha tratra mampiaraka na miara-matory amin'ny sipany? Ary azo angatahana onitra ihany koa! Tsy mila porofo na vavolombelona hono fa ny tenanao fotsiny no mila mahita de zay.Anahy tenisany androany!!!!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
Azo atao tokoa ka, fa ilaina ihany ny porofo ka mba i-étoffena ny dossier fitorianao eny amin'ny fitsarana. Ahoana moa no alalan'ny fitsarana fa tena nisy tokoa le cas d'adultčre fa tsy torotoroka fotsiny raha tsy mitondra porofo enao? Passible de peine d'emprisonnement de 3 mois ŕ 3 ans(ra tsy diso aho) ny adultčre ary ny partenaire roa no miaraka midoboka : ny vadinao sy ny sipany izany.Lavalava ihany ny procédure an, afaka mitondra huissier enao anao constat an'ilay adultčre ra efa fantatrao oe aiza le olona no mande sns. Mametraka plainte any amin'ny gendarme na police enao. Atao enquęte any amin'ny gendarme na police ianareo, avy eo miakatra amin'ny parquet nareo 3 tonta sy ny vavolombelona samihafa. Miakatra fampanaovana. Dia avy eo miandry ny valin'ny didy mpitsarana. Fanamarinana kely, ny lalŕna dia miteny fa ny olona mbola tsy nampirafy ihany no afaka mitory ny vadiny fa mampirafy. Izany hoe, ra manana preuve ny olona torinao fa manao ny ataonao enao, dia annulé ny plainte-nao an! Procédure hafa indray no alehanareo amin'izay
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
Ary hono hoaho ry zareo,ny sms koa v azo atao porofo @ fisarahana?D inona daholo no mety ho vokany @ zany?
ka izao mantsy no olana,ilay vady efa ela no tsy mody antrano intsony,izany hoe nanao abandon de foyer,izaho nahatratrarany an ireo sms bdb,iza @ ireo no mety mavesabesatra kokoa ny charge?
Raha mba afaka misy mamaly azafady.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
Bonjour,

Sao manampy anao
Mikasika ny abandon de foyer : Vao tsy mody herinandro (7 jours) ao antonkatranonareo ny vadinao dia afaka mampetraka fitarainana any amin'ny fokontany enao mbomba ny abandon de foyer. Respectena ilay 7 jours satria ny droit coutumier antsika misy oe droit du misitaka an, 7 jours izy io. Refa notifié iny abandon de foyer iny ianao dia afaka mampiditra demande de divorce eny amin'ny fitsarana.Any amin'ny toeram-piasany no alefa ny demande de divorce, satria tsy fantatrao izany hoe aiza izy no mipetraka.
Mikasika ilay sms: tsy azoko tsara? Inona no contenu an'ilay sms? Arakarak'io mants no afaka ampiasaina amin'ny demande de divorce.

Ra mi-prouvé adultčre ireo sms ireo dia afaka ampidirina amin'ny dossier de demande de divorce ihany koa.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
azo atao tokoa>misaotra indrindra @ ireo valin-teny.

Ireo sms dia resaka nifanaovana t@ rafiny,ka raha izay zany no porofo misy:ny azy ireo sms,ny ahy ilay abandon d foyer,iza no tena voa @ nay?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
kakay>raharaha kou ny anareo roa. samy te hanao aminy eo kou
fanga tsy azo supprimé-na lay sms e
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
Any aminy v ireo sms ireo? Sa sendra hitany fotsiny? Ra sendra hitany fotsiny ireo fa tsy ananany preuve mivaingana dia sarotra ho azy no hitondra azy ireo ho porofo eo anivon'ny fitsarana. Ra toa ka ianao izany no ampiditra divorce voalohany dia motif ampiasainao abandon de foyer dia mitongilana aminao kokoa ny fitsarana, ŕ condition oe tsy miévoquer izy oe, nanao abandon de foyer izy satria nanao omission ny obligation de fidélité anao enao (nampirafy izany). Ra izay no mitranga, dia mety ts ho heken'ny fitsarana aloha ny fangatahanao, fa izy indray no anontananian'ny fitsarana hoe ametraka demande de divorce v?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
oudry >Par force no nahazoany ilay tél,izy @ io efa ela no ts nody antrano fa tena ts nampoiziko ilay fodiany tao.Izaho efa ts d zatra misuppre sms rahateo fa efa zatra tsy eo izy.
azo atao tokoa>tena any aminy ireo sms ireo,notahiriziny soa aman-tsara.Izaho ts mieritreritra ny hampiditra divorce fa izy no isaky ny resahina d hoe any @ divorce sisa no miresaka fa hatreto tsy mbola nahare aho.Ary raha izy zany no mampiditra d ahoana?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
KAKAY
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
soda>Tsy hoe akory hanadio tena eto aho,fa vao sambany aho no nampirafy azy.9 volana tsy nifankahazoana izahay,tsy niray fandriana,tsy niray efitra fa mbola niray trano aloha.3 volana taty aoriana niala ny trano izy.Niantso azy aho indray andro fa hiaraka @ olona hafa,nanaiky soa amantsara izy(valiny an'avona) ary tsy nahitako resaka intsony taorian'izay.Kanjo io izy tonga tampoka io d nanao fihetsika tsy zaka tao io.Nijanona 1 volana indray taorian'io d lasa ary tsy nety hiverina intsony h@ zao.Raha tsorina izany dia 16 volana izao izahay no efa tsy niray intsony.
Tao anatin'io efa nangataka taminy aho ny hanaovana divorce fa tsy misy divorce ŕ l'amiable eto @ntsika.Ilay abandon de foyer indray tao anatin'ny izy nody vao fantatro hoe azo atao motif.Nefa tao anatin'io koa efa nahazo ilay sms bdb izy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Lalŕna mikasika ny fanamadiana: GAGA sy TALANJONA aho!
Kakay>Fanontaniana kely: manan-janaka v nareo? Izy ts hita popoka io ve dia manome vola hampandehanana ny tokantrano? Izy v mampirafy?
Ra izy no mampiditra divorce dia mazava ho azy fa ny adultčre no motif hapetrany. Afaka mangataka koa izy oe ho alainy ny garde ny zaza mineur fa enao "mčre indigne". Ho fiarovantenanao, dia mangalŕ vavolombelona afaka manao témoignage fa efa ela izy no tsy tao antrano intsony, ary tsy mandray andraikitra amin'ny ao antrano. Noho izany tsy maintsy mijanona aminao ny zaza, ary mando pension alimentaire aminao izy.Ra misy porofo hafa, ohatra oe facture, reçu écolage sns, manamarika fa enao no nanao prise en charge ny zaza mineur rehtra, afaka atao preuve iny ilazana fa ts mandray ny responsabilité-any izy ao anaty tokantrano, indrindra mikasika ny ankizy.
Fehiny izany, ra tena misy ny divorce, ka tsy misy tsindry vola, dia tokony favorable aminao ny didim-pitsarana. Mahazo pension alimentaire nareo, arakaraky ny fizaram-pananana nosiniavinareo ny fizarana ny fananana noharinareo tao anatin'ny tokantrano.

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.