Vous êtes ici

Izaho dia lehilahy ary ireto no mahazo ahy :

- raha vao misy fiteny na fihetsika kely tsy araka ny saiko dia tonga aho dia tezitira be amin'ny vadiko ary indraindray aza toa lasa romotra be mitsy.
- rehefa miantso azy aho ka za mba mi charme miantso azy nefa izy mamaly sec be genre "ahoana" na oe "f'ahoana" dia tezitra be indray aho ary lasa romotra be mitsy dia avy hatrany dia tapahiko ny tél.

Ny zavatra tsapako dia otran oe tsy dia attentionné amiko intsony ny vadiko amin'ny fomba fiteny sy firesaka satria hafa mitsy ny firesany amiko sy amin'ny havany na ny namany ! inona no azoko atao mba tsy hijereko sy handinihako an'izay fomba firesany amiko izay intsony ka tsy hanaovako comparaison amin'ny olona hafa mifanersara aminy fa tsapako otran hoe hanimba ahy ilay izy ? misaotra ho an'izay manome hevitra !

fiber_manual_record ranja
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: avril 19, 2017
lasa mora tezitra amin'ny vadiko
Ka ianao ihany io dia efa milaza fa ianao dia olona tezi-dava @ tsisy dikany! Any aminao anie izany ny olana e!mankaleo sy mandreraka ny miara-miaina @ ireny ataon'ny olona hoe sakay kely rano ireny.Tandremo indray sao dia tonga dia romotra @ izany resako izany a!! Aleon'ilay vadinao tsy maka lagy fa valiana au minimum ianao
fiber_manual_record ranja
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: avril 19, 2017
lasa mora tezitra amin'ny vadiko
Tsy mahagaga marina ianao
fiber_manual_record ranja
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: avril 19, 2017
lasa mora tezitra amin'ny vadiko
Ianao anie izany efa mahalala ny ataonao e, dia mba avy aminao izany no manao ilay vadinao hoe , hono aho ry malalakeliko 'zay , aiza moa ianao teo ,........avy aloha njy horohako fa hatry ny naraina ho no te hanoroka !!! poiunsaaaaaaaaaa!!!!
fiber_manual_record ranja
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: avril 19, 2017
lasa mora tezitra amin'ny vadiko
Efa tsara ilay fahatsapàna anatinao, premier pas vers le changement io, ny fomba tsara indrindra hono raha té hijinja vary dia mamafy "voam-bary" fa tsy zavatra hafa, ary mila faharetana kely amin'ny fikarakaràna ilay fambolena ( Miava, manisy zezika ary manondraka )... miandry ny fiakatry ny vokatra avy eo. (Fa tandremo ilay "voa" afafinao tsy ho tsaingohan'ny vorona) Mahereza ary mirary soa
fiber_manual_record ranja
Dernière visite: Il y a 2 years 2 months
A rejoint: avril 19, 2017
lasa mora tezitra amin'ny vadiko
Lhl no manoratra ary efa niaina zavatra toanio ka izao no hitako fa vahaolana: Mianatra ny mifaly mihintsy aloha ianao, mianatra ny manao teny mamy fa tsy manome pake foana, mba miezaha mi comprendre ny hafa, ampidiro ao antsaina fa tsy ianao foana akory no manana ny marina fa ny hafa koa, Tsarovy koa fa tsy FANANANAO VELIVELY NY VADINAO NA NY ZANAKAO fa olombelona manana ny tiany, safidiny ireo.Aza avela hogejain'ny fahatezerana ny fonao, izany hoe na dia zavatra nampahatezitra anao teo aloha de mba mianara tsy ho tezitra amin'izany. Nanao izany entrainement izany matetika mihintsy zah ary mihalefy tsikelikely aminao le toetra ratsy. Izao koa e, mba mandehana mivavaka de apetraho @ Atra ny hamahana ilay olana satria tena avy @ devoly mihintsy io saina tiatena, tsy mihaino ny hafa sy mora tezitra io.dia hoy ny baiboly " Tohero ny devoly dia handositra anareo
Par : Mandiniha
ity sujet iray ity zao no
ity sujet iray ity zao no porofo fa mbola t@2017 no nosoratana tato, nefa tsy ringan'ilay tsy fitandreman'ny teknisiana, raha izaho no mpitantana efa blâme de licenciement no nahazo an'io Technicien tsy mamely io.Aza dedaka oa fa io ihany no mahavoa anareo tia maka ranondranony io

Ajouter un commentaire

16 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.