Vous êtes ici

Vehivavy no manoratra. Mijaly ara-panambadiana aho. Samy miasa izahay mivady. Nefa izao no zava-mitranga. Izaho matetika no tonga aloha ato an-trano satria mpiasam-panjakana ka mirava @ 4 ora hariva. Rehefa mirava dia maka mpianatra izay vao mody. Izay foana no routine. Arakaraky ny embouteillage anefa ny fotoana sns... ka indraindray misy fotoaana tara ny sakafo vao vita. Ary mbola tsy masaka akory dia tonga ny vadiko. Ka raikitra ny tatasika eraky ny trano. Lazainy fa mampirafy sy mihodina aloha hono izaho vao maka mpianatra sns.. IO litania io foana no henoko nanomboka volana avril izay. Asa na inona no antony. Tena leo aho, leo aho. Izaho anefa mbola tsy nampirafy azy izany.
Izao za lasa te hampirafy azy. Ahoana no ataoko. Hitako sy tsapako fa tsy ampy fitiavana lehilahy izany aho ankehitriny. Mahatsiaro misy fahabangana izny ny fiainako. Sao misy ato namaa lehilahy mba afaka hifampizarana fiainana fa tena mavesatra ny lohako.

Par : lozaaminatambo
ra vô mianatra misavasava
ra vô mianatra misavasava foufoune ao d asaivo orohany hatr@ fofony d asaivo lelafiny kely koa fa misy tsirona soupe chinoise we !
Par : rabogany
izaho lehilahy, nanaja vady
izaho lehilahy, nanaja vady fôna taloha fa lazainy fa mampirafy dia nataoko tokoa le izy ary ka dia lasa fanaoko!!!
fiber_manual_record FOIE GRAS
Dernière visite: Il y a 1 year 3 months
A rejoint: décembre 10, 2019
MP (y)
MP (y)
Par : X
Flashc >>> Azoko le olanao,
Flashc >>> Azoko le olanao, namana no tena ilainao hifanampy sy hifampizarana olana. Izaho lehilahy, vonona ho namanao, afaka manome fitiavana mba hahasambatra anao fa en secret. Fa kosa rehefa miaraka isika dia tena ahy enao @io fotoana hiarahana io, zany hoe afaka mifampizara izay tsy ampy @ isika. Rehefa tsy hainy ny mampifaly anao dia aleo hanaovako azy ary e, fa atao secret fotsiny dia milamina. OK? Ny problemako fotsiny, fantatro enao fa efa manambady dia lasa mety hanaraoraotra be za sexuelement hoe "ataoko mahita tena androany hihihihi" (ato antsaiko) raha mety @nao? dia mety hard be foana rehefa manao isika, tsy hoe atao gidragidra be na mafy be fa tsapanao fotsiny oe tena manararaotra be na za na enao @zay (mande hoazy) !!
Par : tia
Misy d mpanararotra olan
Misy d mpanararotra olan'olona fotsiny. Aza miditra am fampirafesana zany, tsisy balita nga n vadinao n itady any ankafa, sa vo maik anao tara fodina andeh chambre d o voroka ao atrano? Saino iany na d ny amn ankizy aza. Ny tsy ampy lavaka eto am Moov bdb f'aza manaiky ararotina
Par : Anonyme
a b a k e e l y a r o b a s
a b----------- r o b a s e g m a i l p o i n t c o m

Pages

Ajouter un commentaire

12 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.