Vous êtes ici

Mety ve raha ny vehivavy mambra mafana fo mavitrika amin ny sampana reetra ao ampiangonana nefa ny tokantranony mikorontana ambony ambany.Mety koa ve raha diakona sy mpiandry ny vehivavy nefa ny vady ao an trano tsiratsiraina sy atao tsinontsinona. misaotra anreo mamaly ity resaka ity.

fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 3 weeks 4 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ary sao dia tokony hanatona
Ary sao dia tokony hanatona an i Pasitera ary aloha ianareo roa hanazavany ny atao oe tokantrano kristiana ! @ zay ny tsirairay samy mandinika ny tenany .
Par : Kabuta
Mety alamina tsara izany
Mety alamina tsara izany ramose a. Zaranao aza izy mivavaka ho ataony fa tsy manao sipa. Mifampiresaha dia teneno izy hametrapetraka ny adidy ao antrano; sakafo, fampirimana, sns izay vao manao asa fanompoana. Ianareo vady amanjanany koa anefa mila mifanampy aminy. Fa mandray fitahiana avokoa ianareo. Tsara raha mirotsaka sampana koa ianao miaraka manompo ianareo mivady. Mila mifoha maraina be isan'andro izy manomana sakafo sy manao ny asa ao antrano. Fahaizamandamina no entimiady, hain'ny kristiana izany. Ny tokantrano no jerosalema voalohany, mila milamina sy itoeran'ny fiadanana.

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 16 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.