Vous êtes ici

Miarhaba antika,

Araka an'io sujet io de tena leo za.Vady faha2 zah.efa mananjanaka 2 zahay.samy miasa zahay ary samy mitondra ny volany ao antrano saingy ny mampalaelo dia izay kely sahaza iainana no entiny ao antrano fa ny ambiny dia laniny any ivelany.@ sipa,revy,manala azy.

Tena tsitako ze atao.ny volako anefa tsy mahavelona ny zanakay raha hisaraka.Hany heriko manankina @Atra ny fiainanay.Miady lava,ts vanok'oul mits za.mbola misaina kely anle zanako za we tokony hiaraka am dadany de za no lasa tena mizaka anzao rehetra zao.Mba toroy hevitra de misaotra mialou.

Par : courage
Mangataha demande de
Mangataha demande de contribution de charge any @ tribunal ref tsy mety manome
amzay tern'ny lalna izy manome azy
sinon, mandeana any apesanany d teneno ny lehibeny
na alaivo carte bancaire ny d aza amelana
na alaivo ny cheque ny d asaivo ataony sonia
na teneno mora izy d tnga d manao virmnt permanent automatik any am copte nao ny 2/3 salaire ny ohatra ref le izy bne bne humeur iny d araraoty doly
courage
Par : Julie.
Mampalahelo ianao,courage dia
Mampalahelo ianao,courage dia atanjao ny saina fa vitan'ny olona dia vitanao ihany koa,(betsaka fa tsy ianao irery no tratran'ny mahazo anao hoatr'izao)

mandra-pahita ny vaha olana dia mahereza misotro rano mangatsiaka na dia 1-vera fotsiny aza,isaky ny vao mifoha maraina mety ozy enao hoe zavatra tsotra kely izany fa ilaina ihany ny mitaiza ny vatana fa matetika rehefa misy olana dia hadino ny tena nefa ny hatezerana lava mety mankarary fo raha matetika loatra dia sahirana ny ankizy raha maninona enao...
rehefa tezitra lava koa ka tonga hatr@ hoe marary andoha matetika dia mitsakoa tongolo gasy iray dia arao ravina persil kely avy eo hanalana ilay fofona tongolo ,mety torohevitra hafa no niandrasanao fa prévention hoan'ny tenanao ireo satria ilay vadinao tia tena manao ny ataony dia mba jereo ihany ny tenanao fa ny ankizy tena mila ny reniny,courage a!
Par : inona
Efa zava-dehibe nge zan
Efa zava-dehibe nge zan fanankinanao ny fiainana @ Andriamanitra izany e! inona intsony moa ny vahaolana tadiavinao?
Par : goouzzz
sur za fa tsy vierge ianao t@
sur za fa tsy vierge ianao t@ nanambady azy hi hi hi
Par : tsytehierika
Misaotra betsaka anareo
Misaotra betsaka anareo namaly.

Tena mapte handositra mitsy.Ra za tenako ange veloko eh!fa ireo zanako no mampalaelo ahy
Par : rose la vierge
eto aty velomiko ny zanakao
eto aty velomiko ny zanakao rehefa mampalahelo e, za mantsy sambatra, sady vierge
Par : inona
Tonga ndray le resaka vierge
Tonga ndray le resaka vierge.Misy hoa ilay olona dia faly handrangitra olona fotsiny.Tena fahafinaretana ho azy mihitsy angamba ny mahita ny fijalian'ny sasany.Mba fo tahaka ny inona loatra re ny fon'izao olona izao e?Tena manod i a v a anareo ny mahazo azy!Samy vhv izao ihany dia mifandetika otran'zao.
Par : Njoun.
Manao ahoana i inona mpamaha
Manao ahoana i inona mpamaha olana favori ndrindra eran-tany
Par : inona
salama tsara tsy manahy fa
salama tsara tsy manahy fa tahian'Tompo lalandava!
Par : Njoun.
Inona no vaovao any an-dafy
Inona no vaovao any an-dafy any?, mbola tsy afaka hono anie ilay lafika an'ilay namana atsy ambadika atsy eh!

Pages

Ajouter un commentaire

13 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.