Vous êtes ici

Amitsika ray aman-dreny , aona no atao rehefa mitsinjara ny zaza eo am divorce! miaraka amin'ny reny no logique! manana n teniny ve ny akizy amzay fotoana izay oe anaraka ny reniny sa anaraka ny rainy aminareo! Inona no conséquence anzay fisarahana izay eo am fiainana sy fisainan'ny ankizy? mila fanazavana

Par : Natoa
Izay mahasoa ny akizy no atao
Izay mahasoa ny akizy no atao e! raha ny miaraka am reniny no mampilamina ny sainy dia izay izany!
Par : Mario
Marina tokoa izany oe ny
Marina tokoa izany oe ny mahasoa ny ankizy no tanjona; kanefa tokony ho jerena iany ny comportement an'ny ankizy amzay fotoana izay
Par : Jou
Le divorce tena manimba
Le divorce tena manimba ankizy a! satria miova tanteraka ny tontolo iainany! mila arahimaso hatrany ny ankizy na misaraka aza ny RAD
Par : manatena
Na dia maro aza ny antony
Na dia maro aza ny antony nisarahana, tokony mahay mitaiza ny zanany le RAD , izany oe samy maka n andraikiny mb ho soa ny fiainan'ilay zaza !
Par : Olona kely
Miankina @ taonan'ny zaza ny
Miankina @ taonan'ny zaza ny ahafahany manana safidy na tsia, sinon dia ny reniny foana matetika raha tsy oe tsy dia salama saina ny reniny na tsy afaka mitaiza. Ny conséquences ny fisarahan'ny RAD dia betsaka ho an'ny ankizy ary tena manimba. Voalohany na dia manao izay mety aza ny mitaiza azy dia tsy maintsy misy banga ny fitiavana tokony ho azony, manque d'affection. Mety eny @ fihetsik'ilay zaza, lasa solitaire, mety tsy mitombina @ fianarana ny sainy satria malahelo ny fiarahana tao an-trano taloha, blessé ny zaza. Rehefa lehibe dia lasa facteur mampaditra zaza satria tsy hanana autorité feno ny ray na ny reny satria tsy maintsy hahitany fahalemena izy ireo. Ny fisarahana trano ary ny fivezivezena dia hataon'ny zaza excuse hanaovana ny ditrany, tsy hodiany ao an-trano, angatahana vola. Mety tsy hita taratra eo no ho eo koa fa rehefa tezitra izy no tena mivoaka avokoa ny colère ny (colérique)...

Ajouter un commentaire

2 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.