Vous êtes ici

Fanotaniana ho an'ny vhv fa afk mamaly ihany koa ny lhl :D Aminareo vhv , azo lazaina fa diso tia ve ny lhl mampiadam-bady loatra sa koa hoe manafina ny toetra ratsy ataony any ivelany?

Par : Anjakely
Amiko lou, tsara le manana
Amiko lou, tsara le manana vady mapiadana e :D fa tsy atao foana kosa e! lasa makaleo ndray
Par : Martine
Tena ra mapiadana loatra zan
Tena ra mapiadana loatra zan lou sur ah fa mis ambadika e! fa tsy idirako lalina ze ataony any ivelany any rehefa azoko izay tadiaviko ato atrano
Par : pela
Tsara le manana vady
Tsara le manana vady mampiadana ra toa ka mifameno ny tolotra sy ny tinady ao antokantrano.
Par : Vehivavy sambatra
Izaho izao tena azo qualifier
Izaho izao tena azo qualifier hoe manana vady mampiadana, anefa fantatro @ antsipirihany ny andavan'androny, fantatro fa tsy misy zavatra hafahafa na vehivavy hafa any ambadika any, naturel aminy fotsiny ilay mampiadana fa izay mihitsy ny toetra voajanahariny

Ajouter un commentaire

2 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.