Vous êtes ici

Salut dhl, vhv manoratra, za manana fijery hafa mombany fitiavana , samy manana ny avis ny eto am forum d aok gamb tsy ho kiana fa mb hevitra no tadiavko !!! manan vady b za (ataok oe numero 1 io) , ts dia milamina ny entre anay dia nampirafy za , tena tiko io olona io miaraka amiko io (ataoko oe numero 2 io) , tafalatsaka tanteraka aminy za, izy tsy manisy olana mnts oe miarak am n°1 ako za , ect ... 1an zay no niaraka ary tsy mikasa oe hivady akory fa miaraka ftsn , io n°2 somary tsy mivaklou ary tena makarary fo ana mnts ndraindray fa dfois iz tsy hita zan mandritra ny 5 /10 /15 andro ts miteny oe misy iny fa d tsy hita ftsn dia mipoitra aveo , nalaelo a d misy bandy hafa nanadala tato apesana (ataok oe n°3) d niarak t@io bandy io za !!! somary lasa delaissé zan i n°2 d'ailleur izy tsy dia hita lava .tonga saina gmb n°2 oe delaisséko fa nahita bandy hafa za d iny fa lasa manao amoureux b ndray iz !! za sy n°3 ty nef ef somary lasa lavitra , ts zakako mitazona zvtr otran zan satri n°2 tena tiko ary ŕ l'aise be za miaraka @iny afaka tantarako nzvtr retra,tsy tiko manafina zvtr aminy, nolazaiko azy ankolaka oe misy bandy ray niaraka t@ko fa tsis dikany !!! d gaga sy talanjona za fa tena teztra b iz ,ts valiny sms ako, tsy raisin appel ako nef ny anay ef mazava t@voloany oe tsis exclusivité fa libre !!! zao a lasa malaelo anaz, tsy azko ny comportement any , nareo bandy zany miseo miteny oe tsy mivaklou za ra miaraka @bandy hafa enao nefa zao !!iza no mahalala ra efa miarak @sipa hafa ko i n°2 tany ambadika tany fa nefa za tsy mivaklou , malaelo fa tsy ataok ela b lé hatezerana zan !!sa tena tia ana tokoa ve lé n°2 !!!! efa nanao azafd aminy za, mangataka ny hiresaka fa tsy mety mandray tel iz , ts hita ze atao

Ajouter un commentaire

4 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.