Vous êtes ici

Slt les gens, besoin d'aide : mijaly sady mangirifiry noho le chaude pisse! mila fanampiana , ahoana ny fomba itsaboana azy; raha misy solution naturelle de mba omeo o

Par : Froide pisse
Tsy misy solution naturelle ô
Tsy misy solution naturelle ô ! Mandehana mankany @ mpitsabo manao analyse sy maka antibiotique. Dia aza manao amin'ny koks intsony raha lehilahy ianao na amin'ny bandy voretra ivelany sy anatiny raha vehivavy ianao !
Par : xx
tsotr kely zany e!andeh
tsotr kely zany e!andeh mividiana Ampicelline plaquette 1 na 2 eny @ pharmacie,de hanina 2:maraina ,2atoandro ,2 hariva lany ireo de miala ho azy zany e,sady mora kely fanafody io comprimé a!tsy mila ordonnance zany .mirary fahasalaman e

Ajouter un commentaire

7 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.