Vous êtes ici

Henjana ity confinement ty. Efa ho 1mois izahay no tsy nihaona, resaka messenger fotsiny no atao dia nifandefa sary. Efa tsy haritra mihitsy indraindray. Vao misokatra eo io an, tonga de revy be lavareny.

Par : 04.04.2020
Ka @ zao anie mande be ny
Ka @ zao anie mande be ny réso-socio, fb, instagram, tweet, site de rencontre ... za manahy fa eo an'elanelany eo efa misy zavatra miova an. Ny antony ? Virtuelle daholo ny rencontre dia virtuelle ohatr izay koa ny émotion, sentiment, affection, affinité ... sns Aiza ho aiza @ zay ianareo roa
Par : Ok
band no miresaka eto. Mety
band no miresaka eto. Mety zao d mitad sipa manodidina anao ian. rah mis sipa manodidina ankatso, ambolonkandrina, ambohipo, andohanimandroseza d *******eo zah mb ifanala fanginana am ty confinement ty.
Par : ok
mba signaleo za rah mis sipa
mba signaleo za rah mis sipa manodidina ankatso ambohipo sns.
Par : Mitovy
Tena mitovy amnao zah
Tena mitovy amnao zah.mqlahelo mafy azy mits.
Par : Befilahiana
Oh ry kala a ,mbola ho ela
Oh ry kala a ,mbola ho ela anie ity confinement ity e ,izaho milaza aminao fa probablement any ho any amin'ny fin juin any io vao mety hilamina a ,koa dia raha mbola tsy miakatra any amin'ny loha ilay fika dia raha izaho ianao mitady roue de secours aloha an .
Par : Zadray
Zadray mitad sipa hifanala
Zadray mitad sipa hifanala fahanginana amty confinement ty. sipa manodidin ambanidia, tsiadana, ankatso, sns. soraty amty e: eliemika six dimy aribz jmlk tebok kom

Ajouter un commentaire

1 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.