Vous êtes ici

Ela niarahana izahay roa ka nivady ny farany, niteraka telo ary efa 14 taona ny lehibe indrindra amzao! Ilay ramose vadiko nefa amzao milaza amiko fa manana tokatrano hafa izy ary aleony mifindra any hono fa any no metimety kokoa aminy! Ny tenako vitako iany, fa ireto zanako no mampalahelo ahy satria ilaozandray nefa koa rainy no namelona anay teo! tena kivy aho ary safotra raha nahare izany zavatra nolazainy izany! tsy hitako ze lalan-kaleha ! mba toroy hevitra ry reto fa very a !

Par : pilat
Matokia fa ts maintsy aita
Matokia fa ts maintsy aita mangirana enao !
Par : kon
Efa tena lehilahy kondrana
Efa tena lehilahy kondrana mihitsy izany, aiza de avela ny vady amanjanaka fa nanao tokantranomaso! mila fanovana toetsaina
Par : sah
tsy mendrika ny ho raim
tsy mendrika ny ho raim-pianakaviana akory
Par : karly
MAhereza enao madama fa zao
MAhereza enao madama fa zao ianao vo manomboka n tena fiainanao! aza kivy , fa maita rirany eo fona enao!
Par : malo
Manatona anle association
Manatona anle association ireny raha mila fanapiana ! mety ahavonjy anao ireo

Ajouter un commentaire

3 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.