Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra, vhv aho efa manakakiky ny 40 aine. tena mila fanampiana fa presque tsy misy instony ny libido ko. sao misy mahalala astuce. manomboka tsikaritra be le izy ka manahirana aminy ao antrano. nefa tsy misento aminilay izy intsony koa aho. ny fahdisompanantenana taminy vadiko no tena antony dia maharikoriko ahy izy. nefa izaho koa tsy nisaraka fa nijanona ao dia tsy maintsy mi faire semblant. c'est lourd comme situation. misaotra betsaka aminizay afaka manampy.

Ajouter un commentaire

13 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.