Vous êtes ici

Nahita ilay fihaonana an’i Felantsoa koa dia nahatsiaro tantara iray t@ ireny fihaonana ireny.
Teny @ faritra tanjombato koa no nisy ilay tsenabe. Efa andro maromaro no nandeha ary anisany nitazona stand iray teny koa aho tao @ orinasanay. Misy itony tovovavy tsara tarehy (Hotesses) itony moa ampiasan’ny mpikarakara hanampy ireo @ stand na hanampy @ fanoroan-dalana ny mpitsidika. Indray atoandro, sendra mba nangingina ny tsena, nandeha nisakafo teo @ restaurant anatin’ny tsena be ihany koa aho. Tsikaritro nisy hotesse iray nisakafo irery t@ latabatra iray. Lasa aho naka seza sy latabatra mifanatrika aminy tsy lavitra teo. Tazaniko izy dia mody fanina, avy eo izy tsapako mitsikilo mitazana ahy, nefa raha vao miverina mijery azy aho dia ahodiny ny masony, toy izany hatrany nandritra ny minitra vitsy teo. Farany nifanojo ny masonay dia nifampitsiky nony farany. Lasa aho nanampy zava-pisotro anankiroa dia nanatona azy nanasa azy hiara-misotro dia nanaiky izy. Natao ny presentation. Vony no anarany, ny fijeriko azy teo @ 26-28 taona. Nandeha ny sosokevitro hiara-mody rehefa mirava @ 5.
Tsy lavitra ny stand misy ahy ko any faritra niasany ka tsy sarotra ho ahy ny manara-maso azy sao mametrapetraka ahy ka hahafahako manao rogramme hafa. Izy indray aza no nandalo tsy lavitra ny stand nisy ahy nony t@ 5 sady mody niandriandry fa tsy nanatona. Nikoropaka aho nampirina entana ary nanao veloma ny mpiara-miasa mbola teo. Dia lasa izahay nivoaka moramora.
Nanontaniako ny toerana hodiany izy dia any Iavoloha any hono, dia nizotra nianatsimo ny dianay. Nandeha ny sera ka nanontaniako izy hoe maika hody angaha sa afaka mba miodinkodina kely aloha. Farany tonga t@ hoe @ 8 alina izy farafaha-tarany tsy maintsy tonga ao an-tranony sao bedy.
Najanoko kely t@ Station d’essence iray izay ny fiara ary nasaiko niandry kely izy fa hividy zava-pisotro sy gouter kely ho’aho za.
Nony tonga tao tsy aritro fa avy dia nividy kapoty koa, tsy hay izay mety ho tohiny eo. Dia nitohy indray ny dianay, nianatsimo, mbola nihoatra an’Iavoloha. Nahita Lalan-tany niala ny lalam-pirenena izay aho dia naviliko tany ny fiara. Nony efa lavidavitra dia najanoko @ toerana malalaka kely izay ka tsy nisakan-dalana raha sendra misy fiara hafa mandala. Nolazaiko izy fa mahafatifaty ahy hatr@ nahitako azy t@ fisokafan’ny tsenabe. Izaho anefa androany vao nahatsikaritra azy teo @ restaurant. Nanao menamenatra fotsiny i Vony, dia namely hoe merci eh, za kosa ve dia manja noho ireo hostesses hafa ao ? dia nodokafako hoe possible hoe misy manja hafa ao fa indri no nanintona ny masoko sy ny foko avy hatrany sady norohako tampoka teo @ molony izy. Toa efa nampoiziny angamba izay fihetsiko izay ka novaliany avy hatrany ny oroko,
Tena mamy be ny manoroka ireo molotra malefaka dia malefaka ria fa injao miakatra sahady ny fofinainay ary dia niafara t@ ny lelanay mifandray. Nifampisafosafo matetika teo izahay sady miresaka, ny akanjo amboniny efa tafaalako, soutif sisa teny aminy fa ny ambany mbola nisy jupe serrée. Natahotra izy hoe sao dia tsy tokony hatao ? Dia novaliako hoe raha indri no mibedy hoe aoka ajanona dia ajanoko fa za anefa tena babon-dri. Dia notohizako ihany ilay orokoroka sy safosafo hatrany anelakela-pe-ny. Ny rantsan-tanako efa misikotra foufoune ary efa reko mandomando be tao ambadik’ilay slip nanaovany. Efa niha-maizina ny andro, hatr@ izao tsy mbola nisy fiara hafa na olona nandalo t@ ilay toerana. Notohizako ilay safosafo sady noezahiko noesorina ilay slip-ny. Iny tokoa izy niainga kely hahafahako manala izany. Napetrako teo ambony tableau de bord ilay slip dia nadaboko ny dossier-n’ny sezako dia nasaiko hivadika ao aoriana izy. Dia nivadika tao izahay. Naverina hiarina ilay dossier. Mbola nitohy ny safosafo, novahany ny braguette-ko dia nampidininy ny patalohako sy ny slip-ko ary farany nohingainy hatreo @ valahany ilay jupe-ny sady niakatra teo ambony fe-ko izy:
- Manana condom nga enao? Hoy izy
- Misy ato, hoy aho sady naka ilay kapoty tao anaty paosim-patalohako aho. Dia izaho ihany no nametraka azy teo @ balita izay efa nihenjana be.
Vao tafiditra iny dia niakatra teo I Vony sady ni-guider an’I balita hiditra any aminy, izy efa completement nue (ankoatran’ilay jupe teo am-balahany) satria efa voaalako hatr@ ilay soutif vantany vao tafavadika tao aoriana izahay. Ny tanako mifandimbindimby milalao ny nonony sy misafosafo ny vodiny, indraindray koa manampy mampiaka-midina ny vatany, na mampihodinkodina ny valahany ka reko mikasokasoka tsara any anatiny rehetra any ny filahiako.
Nisy fotoana tsikaritro nisy olona nandalo teo ivelany fa tsy mahita anay (vitre fumée sady efa maizina ny andro) dia najanoko kely ilay mouvement, av yeo notohizana ihany fa tena excitant be ilay manao sady matahotra ny ho tratra. Tsy dia tena naharitra fa 15 minutes teo ihany angamba i Vony no teo amboniko teo dia tonga ny ahy, dia nifanoronoroka be teo foana izahay. Dia niala izy, noesoriko ny kapoty efa feno sperme ary nofafana t@ Kleenex ny zizi sy foufoune mbola mandomando be.
Hitako faly be koa i Vony avy eo nilaza hoe “soa fa tsy nisy nahita fa tsika maditra be”, raha mba fantany manko fa nisy olona nandalo teo. Nialoha ny nialanay teo dia nifanome laharana finday izahay ary nifanome toky fa hanohy ny fiarahana.

Misaotra an'ilay namana nangataka fiaraha-miasa. Tantarana niainana lehilahy ity, izany hoe fomba fijery lehilahy saingy soratam-behivavy.

Ajouter un commentaire

6 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.