Vous êtes ici

Sady tsy mahalala manao azafady, tsy manainga drap, tsy misintaka ery aloha manala fofona ...

Marihina fa lehilahy aho manoratra, dia i ramatoa ilay resahiko io

LOL !!!!

Par : foity
Ramatoa misy rivotra izany.
Ramatoa misy rivotra izany. Ento eny @ mpanao pneu tapenan-dry zalahy fa misy mi-fuite. Tandremo koa nefa ny fuite fa lasa manao deuxième session eo an.
Par : Anonyme
Mila.mievoka kely misaroba
Mila.mievoka kely misaroba anaty dram no tena tsara.
Par : Tsy malala fomba
Ramatoa tsy malala fomba
Ramatoa tsy malala fomba nenareo!huhu Azafady fa mangetotra ki malala a!!!
Par : an an an
Ndraso aloha, inona no idiran
Ndraso aloha, inona no idiran'lé tsy mahalala fomba? Sao tsy fantatrao fa ny vadinao dia tenanao ihany? Raha tena ilay taolantehezana nalaina taminao izy (la bonne personne / âme soeur) dia zakanao ny fofony, tsy misy olona mahazazka ny fofony afatsy ny tenany iany nefa izy tenanao koa. Otran'lé enao tam mbola kely mangetotra d msalobona lamba mihaino tsara lé fofona e, rah tinao izy d tsis olana léizy. Raha vady forcé na par raison d mamangy am fahorina fa d zakao na tsy zaka aza f'ef nidirana moa k'atao akory
Par : lol
fasalaman re zan a!!manin ra
fasalaman re zan a!!manin ra miten tsotra amin oe ref mandef rivotr kosa ba manao azfd oe.hi
Par : Anonyme
Hetotra tsy tana tsy maha be
Hetotra tsy tana tsy maha be fahitana fa règlement ny fahasalamana hoy ny dokoteran'ny Tsaralalana mahazo mangetotra aradalana.
Par : Sasmor
Bandy aho,14 niarahana izahay
Bandy aho,14 niarahana izahay, refa sendra tafandefa rivotra ny vadiko dia menatra kely mafatifaty izy fa tsy le ******* be reny, ka na maimbo aza le izy otrn tsy manin, fa le anao kosa sad efa mangetotra ndray no mbola mitserona oe refa tsy mazaka fofona ndana mivoka hihihihi ,fa fiainana doly zn e.pepoy ny loany oe fa nenao otrn efa mandeh oazy zn le rivotra fa maty ozabo..y ngamba oe hihihihi d menatra izy farany kakakkaa
Par : Gôka
Tena efa tanora gôka viody
Tena efa tanora gôka viody koa angamba izy izany dia tsy mahatan-hetotra intsony. >> an an an : Ianao izany mihevoka hetotra anaty lamba foana t@mbola kely ? (kidn...!!!)
Par : Kiiiii
asiko ilay lalana ilay
asiko ilay lalana ilay fandehany ... sodomie tt de suite ...
Par : lozaaminatambo
sokafy kely aloha ny
sokafy kely aloha ny varavarankely fa maimbo ato @ forum zany !

Ajouter un commentaire

5 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.