Vous êtes ici

Vehivavy no manoratra. miaraka amina lehilahy iray aho ary efa niteraka roa taminy, efa mitoka-trano izahay. Ny olana amin'io lehilahy io dia ts mety hisoratra izy atramzao nefa efa 4ans izahay no nitokatrano! hatramzao ah sasatry ny manotany tena oe inona no antony anaovany izany, sa ts te hisahirana aminay ve izy, sa koa ve efa manambady any an-kafa izy! izaho nefa tia azy ary izy no mamelona ahy sy ny zanako! sa ve izy te ho libre anao izay ataony! mb mila toro hevitra fa ts itako intsony izay atao

Par : kala
Tena ts mety kosa ny ataony
Tena ts mety kosa ny ataony ry kala a, aza manaiky anzan fa bdb n problemanao oetinzany a
Par : Patty
Efa fomba fanaon'ny bandy
Efa fomba fanaon'ny bandy akehitriny io, ts te ho voafehy d ts mety isoratra! amzay iz afk manao ze tiany fona satria ts voafatotra!
Par : Haha
Fa tena adala kosa lou ze
Fa tena adala kosa lou ze parents manaiky anzan ah! ts omeko bandy ts misaina tahaka izany n zanako manokana
Par : Manatena
Aza variana manatena eo fa
Aza variana manatena eo fa resao n fianakaviana de diniho n momba azy fa lasa victime enao s n zanakao aveo a
Par : Azakivi
Rehfa itanao fa tsy mety de
Rehfa itanao fa tsy mety de tereo ! reseo lahatra fa ny zanany no ho voa voaloha raha toa misy zava mitranga
Par : Efa tara
vao hametraka zaza ianareo no
vao hametraka zaza ianareo no tokony tonga tao an-tsainao izany hoe mivady aloha dia misoratra fa efa rano raraka moa iny, fa nyresaka fisoratana koa tsy garantie hoe hijanona aminao eo lehilahy mandrakizay, ny conseil ko dia hoe aza mitavandra lehilahy fa miezaha mamelom-tena mba tsy ho surprise be ho anao rehefa mitranga izay mitranga

Ajouter un commentaire

11 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.