Vous êtes ici

Tena raharaha b ilay fihoboana fa tsy misy asa hatraminay mpanotra manome fahafinaretana, loza hoy ilay filoha teo aloha

Par : TatieFloh
loza tokoa. tsy nareo ihany
loza tokoa. tsy nareo ihany fa betsaka ny olona tena very hevitra amzao. na hanao pub am facebook aza, asa raha hisy intéressés na dia prestation à domicile aza. sady ny clients anareo toa tsy afaka mandray à domicile ny ankamaroany ô? mirary soa re
Par : Henjana ity
mila mankany aminareo ny
mila mankany aminareo ny client saingy mila mirava aloha @ 12 hahafahany mody raha tsy izany de matory any izy. Client 2 isan'andro ngamba raha betsaka. Kanefa afaka mandray any an-tranonareo koa ve nareo ? Aona ny ankizy, ramose, sns...?
Par : 17.07.2020
Masseur anie io fa tsy
Masseur anie io fa tsy masseuse ê. Ary ilay izy koa asa no atao ka tsy misy tokony ifandraisan'ny resaka hoe Ramose (angaha izy io gay) na madama (raha manambady ny Masseur). Dia ohatr'izay koa raha Masqeuse fa mifamadika fotsiny. Rehefa miasa dia miasa fa tsy misy resaka hafa mandritra ny asa. Fa ny raharaha aloha dia ny tsy fisian'ny client(e)s noho ny Covid19 ê. Matahotra daholo ny olona rehetra.

Ajouter un commentaire

4 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.