Vous êtes ici

Satria ve efa akaiky ny fifidiana ny ho Ben'ny Tanana dia maka ny fon'ireo Mpivarotra an-dalambe ianareo Mpitantanana ny Capitale @izao fotoana izao nefa dia iaraha-mahita izao fa tsy mety ary tena tsy fanarahan-dalana ary tsy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena maaha Renivohitra ny fisian'ireo olona mpivarotra tsy fidiny eny an-dalabe eto Antanananarivo io DIA sahinareo tsy tahotra tsy henatra @ izao andro efa mazava izao ny hanome alalana ireo olona ireo indray. Mba matahora an'Andramiamanitra anreo mpanao Politika gasy.Voefidy eo indray anareo dia samborinareo indray ireo olona ireo, ahorona sy tsy hita popokka indray ny entan'izy ireo fa tsy manara-dalana koa amin'izay fotoana izay. Koa antso avo no atao amintsika Mpifidy, mba mahaiza mifidy fa tsy longoa mitotobozaka toy izany, fampihinanan-dalitra toy izany no ilaintsika fa ny fanovana ho amin'ny Tena fampandrosoana maharitra. Misaotra Tompoko

Par : ridiculous
Sady marary no mahamenatra ny
Sady marary no mahamenatra ny fitantànana rehetra misy eto Mada. Voafatotry ny adilahy politika sy ny fitadiavan-karena be loatra ny mpitarika ny institutions rehetra dia manaonao foana. 1-Taiza t@ firenena rehetra eto ambonin'ny tany no misy trottoirs faritana "lignes jaunes" hoe hatreto an'ny mpivarotra, hatreto an'ny mpandeha an-tongotra? n'importe quoi!! 2- Dia sur ve ianao fa tsy hihoatra an'io tokoa ireo mpivarotra? Ny arabe aza tsy raharahany, ny fiara aza tsy hatahorany. Ridi*******e!! Fa maninona rehefa tsy vita na tsy atao intsony ny fanalàna sy fandaminana ireo mpivarotra ireo, tsy miala hanaovan'izay manana finiavana sy mahasahy manohatra ny fahefàna mpangeja? Na avelao hanjaka io anarchie io dia @ zay samy manao zay vous voulez-any ny gasy simba saina dia zay alehany any alehany. Tsy izay moa no notadiavina? Mahalasa saina mantsy.
Par : anonyme
Isika vahoaka no mahantra e,
Isika vahoaka no mahantra e, miinstste hivarotra amorondalana. Ny mpividy koa tsy miala mihitsy, raha samy manaradalàna ngah mahalafo ry zareo e. Bref, samy hors la loi f'aza mifanakiana. Tsy hifidy ben'ny Tanana akory aho na miaro an'iza n'iza an
Par : fernandojhon677
Izaho kosa aloha tsy afaka
Izaho kosa aloha tsy afaka hanome tsiny e, en fonction des besoins mantsy ny étude nataony. Fa tena sahy izay ben'ny tanàna mbola mahala an'ireo mpivarotra eny an-dalambe
Par : Anonyme (non vérifié)
Miazakazaka daholo manaratsy
Miazakazaka daholo manaratsy ny TIM satria tina ho lany i Naina Andriatsitohaina. Ndao fa lalana e, fa aza atao fanaratsina léizy fa mba objectif rehefa manao critiques. Fatatray fa ho lany e, tompona gazety maromaro sns, ny resaka média efa hiaro daholo, ny halabato tsy lazaina tsony, donc arabaina dieny zao e, aza ela fery!!!!
Par : anonyme
rehefa tsy mahavatra mividy
rehefa tsy mahavatra mividy eny amoron-dalana ny mpividy fa eny amin'ny toerana voatokana ho an'ny mpivarotra dia foana ho azy izany. fay ireo mpivarotra ka hiala mora foana. isika kosa no tompon'andraikitra amin'ny safiditsika raha toa ka resaka fifidianana ben'ny tanàna ka izay olona hitatsika fa mendrika sy mahavita mamaly ny hetahetam-potsika no androtsahana vato ka hahafoana ny fitarainana toy izao ary dia hilamina ny renivohitra
Par : Bera Pôlisy
Izay rehetra fivarotana ao
Izay rehetra fivarotana ao ambadiky ny mpivarotra amoron-dàlana dia mikatona avokoa. Jereo ireo mpivarotra t@ trano manodidina an'i Transcovia taloha. Soa fa nalaky nifindra i Goldenrama fa raha tsy izany dia teo no noraisina. Toy izany koa ireo mpivarotra tao @ "Sept Prix" Analakely, Ry Néron... Tsy manozona aho fa manahy ny @ mpivarotra "mofoko" eo Antaninarenina izay efa voahodidina mpivarotra kiraro fripe. Toy izany koa i "SAVA" eo Analakely. Hanaraka koa i "Itokiana". Jereo fa na i "La Potinière" aza dia manomboka efa vitsy mpandeha. Samia ho velon'aina e
Par : Kotob
Zan ve tena mlz an @zao
Zan ve tena mlz an @zao
Par : freefifa
Inona no tena tsy aritra amlé
Inona no tena tsy aritra amlé CUA e? Zao zao ny mpiasa commune toliara tsy nandray karama 16 mois, ny teto tanà ngah tratran'zany? Iza no tena tsisy saina? Ny olona kianina fona amze ezaka kely vitany sa ny tsy mitsinjo ny hafa mamelombady amanjanaka?
Par : Anonymous
Rehefa tsy mahavoa dia tsy
Rehefa tsy mahavoa dia tsy maintsy kianina, fa tsy hoe raha ratsy ny any Toliara dia tokony hangina ny eto Tanà. Tsy azo atao angaha ny miteny hoe manomboka ratsy ny làlana RN4 ohatra, satria ny làlana Ambilobe Vohémar tena ratsy be ? Aza misaina @ fitombenana ...
Par : Nah
Misy d miandry kendry tohana
Misy d miandry kendry tohana fotsiny. Mba mitantana ny tanàna dia hita eo ny ataonareo fa tsy manakiana sy manatsara e. Amzay nareo dray no mitsara tena. Tsy aiko oe ampiova inona ny fitabatabana eto

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.