Vous êtes ici

Inona mba ataonareo mba ampiova kely le fiarahana, entre couple na mpivady ?

fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ny anay misy fotoana mivoaka
Ny anay misy fotoana mivoaka irery @ alina, mandehandeha @ fiara, mirevirevy any anaty fiara na maka chambre d'hotel dia any indray no manao satria tao an-trano tsy dia afaka mivalampatra noho ny haterin'ny trano ka ho ren'ny olona any an'efitrano hafa (mpanampy, ankizy) ny feo; Indray andro St Valentin dia samy naka journée naka chambre mba anisany lafo indrindra dia tena nianoka fitiavana be sy fitiavana ara-nofo faratampony
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ny fanirian'ny vadiko satria
Ny fanirian'ny vadiko satria mampiakatra avo ny faniriany ahy hono (fa tsy mety tanteraka noho ny antony tsy mety manaiky ny saiko) dia ny hahita ahy miaraka @ olon-kafa; eny an-dalana moa rehefa misy lehilahy miherikerika rehefa mifanena amiko dia faly ery ingahirainy dia mamporisika ahy hoe mitadiava lehilahy dia raiketina. Tsy mety vonona @ izany aho hatreto na dia vonona aza ny vatako
Par : ...
Miala kely ny mahazatra.
Miala kely ny mahazatra. Avela daholo ny andavanandrom-piainana na ny ankizy aza. Mandeha miara-misakafo dia maka toerana milamina avy eo (chambre), ny tsara indrindra raha misy ny azo atao dia Weekend mihintsy no alaina. Tena nahagaga fa nampitombo be ny filàna ilay izy. Ankoatra ny fanao mahazatra, afaka nanandrana zavatra maro indrindra fa ny fifampilalaovana taova izay tena nahazoana tsirony be lavitra noho ny manao firaisana. Raha taloha ny vadiko, tsy nankafy "sodo". Nisonanika mihintsy izy t@ ny andro faharoa fa nahazo fy hono... izaho indray no azo lazaina hoe tsy naharaka (tsy nahavelon-dataka intsony)
Par : loulou69
Felantsoa. Izaho koa manify
Felantsoa. Izaho koa manify ahita ny vadiko otrzay? Sao atakalo? Lol
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
loulou69: Saika nety raha
loulou69: Saika nety raha nifanakaiky isika an. hihihi, saingy ny saiko hatreto tena tsy mety vonona @ izany eh
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
loulou69: vazivazy izany
loulou69: vazivazy izany satria izaho no tena tsy hahazaka azy miaraka @ vhv hafa. Na izany aza afaka mifandray ihany tsika raha ilaina na dia mifanalavitra aza

Ajouter un commentaire

3 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.