Vous êtes ici

Salama daholo.
Rehefa vita ny divorce, inona avy kay ny taratasy misy mention hoe divorcé(e), ho an'ny zanaka?
- certificat de résidence an zaza ve misy?
- acte de naissance -ny zaza ve?
- livret de famille normal raha misy ngamba
- inona koa????

Par : Anonyme (non vérifié)
Ho an'ny zanaka tsy misy
Ho an'ny zanaka tsy misy idirany. Ny livret de famille ihany no tokony misy fitomboka angamba, dia tsy valable intsony ilay certificat de mariage. Tsy misy oe angonina kosa ny taratasin-janaka rehetra asina soratra, tsy idirann'y commune akory aza mantsy na tsy vita raharaha aza anie ny RAD nefa ny zaza misoratra am rainy e. Certificat de résidence tsy misy idirany ny an'ny ankizy, na ny anao aza. Ny anao no miova angamba e, fa sur aho fa resaka asa ihany no tena ilaina ny situation matrimoniale, ary tsy any anaty karapanondro koa
Par : kalie
copie d'acte de naissance
copie d'acte de naissance misy soratra antsisiny iny misy mention hoe nanambady andranona ka .
Par : adjoint au maire
Rehefa vita ny divorce dia
Rehefa vita ny divorce dia mandefa ny didy ny fitsarana ho any @ commune nahaterahan'ny mpivady sy nanaovany fisoratana am-panambadiana. Any @ commune nahaterahany no manampy soratra @ copie an'ny tsirairay hoe "Nisara-panambadiana tamin'i..." eo ambanin'ilay hoe "Nanambady an'i..." Any @ commune nanaovany fisoratana am-panambadiana no manafoana ny fisoratana araka ilay didy voaray. Tsy misy miantraika any @ taratasin'ny zanany ireo rehetra ireo. Ao @ copia an'ny zanaka mbola mitoretra foana ilay hoe zanak'i ... sy i.... tsy nisy nilaza hoe nivady na nisara-panambadiana.
Par : MISAOTRA TOMPOKO
MISAOTRA TOMPOKO!!!
MISAOTRA TOMPOKO!!!

Ajouter un commentaire

12 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.