Vous êtes ici

Nisy fotoana ny tenako tany ivelany naharitraritra , narary tampoka voatery niditra hopitaly mihintsy , ni'éviter contact mihintsy aza izy nandritra io fotoana io ,na 1euro aza tsy nandefa ilay vady rain-janaka ho fanampiana ,tsy ny vola no tsy nananany satria mba anisan'ny nambinina tamin'ny fitadiavana ihany ,voatery nanatona association mpanao asa soa ireny vao tafavoaka sy sitrana soa aman-tsara. Vao tsy ela anefa narary tampoka ny iray tampo aminy , vola be tokoa no laniny( aman'hetsiny maro ) ary saika izy manokana irery aza no niantoka ny lany rehetra amin ndry zareo mpiray tam-po nitsaboana io tsy salama io , gaga sy sanganehana aho ary mbola ankona tsy mahita ho lazaina hatreto , inona no tokony ho ataoko ? Vady ve no azo iantsoana ny olona toy izany ? Miandry ny torohevitrareo ,mirary soa ho an'ny rehetra.

Par : efamadame
Sao dia efa manana olona hafa
Sao dia efa manana olona hafa ataony "vady" kosa izy e? Amiko manokana, tsy asiany importance firy ianao, reste à savoir oe any aminy ve ny zanakareo sa aona? Mety efa niala taminao ny fitiavany, na ho forcenao aza mety reraka eo fotsn ianao. Ny tiko fantarina hoe inona zao no ataonao? inona no saininao momba ny aminareo?
Par : Narin
Misy karazan'olona zany dia
Misy karazan'olona zany dia ohatr'izany mihitsy e, ary tsy ianao no hahaova azy. Raha eo @ toeranao aho dia tiako ihany ny hahalala zay tena ao an-tsainy, resaka fitaizana ve no nahatonga azy nanao izany, sa tsy firarahiana tsotra izao. Mionona ny saina rehefa fantatra ny marina @ ataony
Par : Narin
Misy karazan'olona zany dia
Misy karazan'olona zany dia ohatr'izany mihitsy e, ary tsy ianao no hahaova azy. Raha eo @ toeranao aho dia tiako ihany ny hahalala zay tena ao an-tsainy, resaka fitaizana ve no nahatonga azy nanao izany, sa tsy firarahiana tsotra izao. Mionona ny saina rehefa fantatra ny marina @ ataony
Par : kalie
ina mo no toro hevitra afaka
ina mo no toro hevitra afaka omena anao eo , fa de hoe mahareta hatramin'ny farany , zay ary zany ny toetra ny vadinao ka atao akory , afaka lazainao zay mampalahelo anao nefa hanova zay efa misy ve zany . Enao ihany mahalala hoe ina ataonao aminy fa de marina aloha fa tia tena be le vadinao fa de enao mamboatra azy eo , refa misy mahazo azy ohatra de avelao irery eo izy na antsoy raytampo aminy , de ampatsahivo azy lay nataony , ohatra fotsiny zany fa enao mafantatra zay mety atao azy e
Par : anonyme
Izay ahasambatra anao no
Izay ahasambatra anao no ataovy, izay no tena mety, f'aza miasa saina be aminy tsony. Raha sanatria mangataka divorce izy, aza miady fa soniavo, aza compliquena mits e

Ajouter un commentaire

6 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.