Vous êtes ici

Miarahaba anareo! mb mila ny hvtrareo ry namana fa d tena lasa mahasorena ahy ny fihetsiky ny vadiko! 5 taona nivadina izahay fa hatr@zao d tena mbola mihafahafa b loatra @rad-ko le vadiko! ts mba tia mandalo any @rad-ko zany mits izy ra ts eo za na oatr ar oe aka zvtr fotsin az! rf any an-trano izy d tena otran reny vahiny b reny mits e!!! ts miantso ny rad-ko eo dada sy neny fa oe dadan'i.. na maman'i... foan! ny rad-ko nef tena olona tsotra b daol fa tsy aiko mits ze problem-ny!efa mba miezaka ny mifandray @ny ian fa izy ts misokatr mits e! le ko dadanay ny farany! na miantsoa @foneko ar mamanay na dadanay ka sendra ts eo za d ts raisiny! na ko oe @foneny ko d ts mandray izy! otran ol maramara saina marikoriko anah! efa mba nanontaniko ian izy d lazainy fa izy oun zan mits!! ts azoko mits le ao an tsainy!izy sy ny rad-ny ko otran ts d mifandray b otran fifandraisako @rad-ko sad nisendra problem foan izy tao @tonkantrano nisy azy d mety oe zay v? za nef d tena mifandray @rad-ny tsara mits!!! tsis problem! ny eritreretiko d oe ts t ifanerasera b ngamb v izy satri ny rad-ko le mpivavaka b reny nef izy le b revy b reny d so d voateniteny v na ts aiko e! lasa letra za ny farany ka hany ka namoaka vava mits oe za ko ts ifanerasera @rad-nao tson ko za ref zan!!! inona ny tokon ataoko?'

Ajouter un commentaire

4 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.