Vous êtes ici

Miarahaba antsika rhtVhv no manoratra, 34 taona aho ary 12 ans de mariage 2 ny zanakay. ny 6 taona voalohany de nilamina be ny tokatranonay t@ lafiny rht mht. fa tao anatin'ny taty aoriana de nanomboka nikorontana satria manana olana ara-pananahana ny vadiko efa 6 taona zao.( na tsy mety velona mht, na maty an-davaka hoz ny fitenenana, na ndray TDL zara ra misy 5mn). Misy fotoana mandritry ny 6m-bolana tena tsy mety mht, de aveo mba mety fona ndray. fa tao anatin'ny 3 taona zay de zara ra ny 10% ny tentative no mety.hany ka lasa sara-piaro b ny vadiko, misava telefon sns, navita nanisy GPS ny fiarako mht izy, nanakarama detective privé mht mo. t@ 2014 nefa de tena nanondrana tokoa za satria de nanao sipa mht. de tena tratra tokoa ary efa au bord de la rupture mht mo. za tena tsy nandŕ fa tena niaky za oe tena nanao. fa apres za tsy nanao tsony fa niezaka nanatsara sy nanao ze azo atao rht hi-sauvena an'le couple. Ny olako anefa de atr@ zao tsy mety mht le vie sexuelle-nay fa vo maika mi- empirer aza. tsoriko alo fa tena tsy nanao sipa tsony mht aho atreto ( tena choix io) fa na izany aza tsy afaka mht ko satria tena andrasan'ny vadiko ambody omby... Za nefa tena mahatsiaro oe tsy épanouie mht satria tena lasa oe mifampitaiza sy mitaiza ny zaza sisa no ataonay 2. Za nefa vo firy taona defa zany shd ny vie sexuelle-nay. Za tia an'ny vadiko ary izy ko haiko oe tia ahy. Ny angatahiko hevitra aminareo dia ny hoe" inona no azoko atao sy ny azonay atao hanasitranana azy fa tena manapoizina an'ny fiainanay le situation"

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.