Vous êtes ici

ETO IZANY DIA BETSAKA NY MIATADY AFFECTION SY PITIE NY Mpandray anjara eto,dia rehefa manokatra loha hevitra eto dia amboamboarina makany @ izay hanomezan'ny olona an'i affection io daholo ny resaka mandehaIzay mihintsy ve isika malagasy?na hatreny @ fiaraha monina aza tsy miady tsy miady fa ny kibay ankelika ihanyny an'ny vazaha manao mody miady ,ary sao dia izay no maha -be ny problema sy mampahantra atsika,tsy ampy teknika @ lafiny rehetra mihintsy ngamba

Par : LITTLE THINGS
:D hahahaha :D tapatsinay b
:D hahahaha :D tapatsinay b za
Ary enao io mitady inn? :p Oe milay b ny hvt ty razoky ty zany Eo ary e Mba manalazy kely eto za ééé Tsisy mpamaly enao de mba mamaly za ! :D

Ajouter un commentaire

1 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.