Vous êtes ici

Salama daholo,

Mba vonjeo ry reto, sao mba misy efa nahita vokatra maha afa-po manafotsy aingana ny hoditra ? Misy aretin'aty aho, ary maniry boutons ohatran'ny vato any am sous fesses sy elakelam-pe, ary rehefa afaka ireo dia mamela traces mainty be. Efa nanandrana produits maro naturels sy chimiques fa tsy misy mahomby.
Rikoriko ahy ny vadiko,lazainy hoe arentina sexe, ary menatra aho. Manimba saina mihitsy.

Misaotra an'izay mamaly

Par : Ginah
Tsy aleonao ve aloha tsaboina
Tsy aleonao ve aloha tsaboina ilay aretin'aty. Rehefa salama ianao miala ho azy ny tache. Sao mihitatra ho aretin-koditra mantsy. Ny conseil-ako fadio daholo ny sakafo makarary aty (anamamy, tsaramaso, chocolat sns), manaraha fitsaboana, ary fait toi belle pour toi-même. Raha mahazaka ny hoditra, mampiasà "classic white" rehefa mandro, misy effet considérable io rehefa afaka ilay aretina,
Par : anonyme
Ka raha mbola tsy sitrana dia
Ka raha mbola tsy sitrana dia vomaika mihombo io, traitement imasoana tsara

Ajouter un commentaire

5 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.