Vous êtes ici

Bonjour daholo,VHV 40 ans no manoratra. Manambady, tsy niteraka mihitsy izahay pdt 18 ans de relation (nanala zaza aho tamlé sipako taloh, fa ny bilan-an'vadiko norm tsara dol). Mbola zandriko ny vadiko, halan'ny havany mihitsy aho noho izany angamba. Nipetraka tamin'ny havana aho taloh d nanana olana, zarako aza nisy ny vadiko dia mba tonga d nampiantrano ahy, d nanaraka ho azy teny ny dingana rehetraZao ary ny olako. Fantatro fa miaraka am vhv hafa ny vadiko. Tratrako ny sms, izy rahateo efa ts mrarah sd ts taitra amko tson depuis qlq années. Niady be zay, d niavouer izy fa tsy tia tson, ar toa mangataka ahy hitsodrano azy, za rahateo ko ony efa tsy anome taranaka azy ian. Nfonce ian ah ntady zaza, zay ko ar moa ef tsis RS tson ko in no antenaina eo. Izy efa resy lahatra fa diso izy nanambady ahy noho ny fiantrana ahy tamin'ny olampiainako, ary ts za mits n taolantehezany satria zokiny.Tonga saina ah, za ko maty ny afom-pitiavako, otran tahotra vavan'ol n ijanonako ao, olona manana andraikitra ao apengonana mantsy zay mvady. Manahirana b lé oe isara-bady. Zay tena ts mfapjery, zara rah mfapteny, fa manao ze ts aitan'n ol ftsn oe cava b zayD o avelako ve ny vadiko andeh any amze mahasambatra azy, sa hijanona ato ah d apjaly azy izany?

Ajouter un commentaire

12 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.