Vous êtes ici

Bonjour,
sao dia misy mba afaka manapy na manome astuce mba azahoana zanaka lahy.
ohatra hoe: inona ny sakafo matetika hoanina? firy ème jours no manao rapport? …..

Misaotra mialoa amin'izay mamaly.
mirary soa natsika rehetra. :) :)

Par : Missi
Ny lehilahy no mila tena
Ny lehilahy no mila tena matanjaka e, tsy mifoka tsy misotro raha azo atao. Misy gynéco mampanaraka régime, tokony avant ovulation ny RS
Par : Nax
Avant 14è jour, 12 na 13è
Avant 14è jour, 12 na 13è jour . Tsy voatery ho lahy anefa, aza mitsatsaka b fa vo maik tsy mahazo
Par : hitatasika@moov
..ny henoko oe raha sex avant
..ny henoko oe raha sex avant ovulation dia vavy ilay zaza (satria matanjaka noho ny an ilay lehilahy ny hormones sns..); raha après ovulation indray dia lahy ilay zaza satria mahery kokoa noho ny hormones anao ny an ilay lehilahy...

Ajouter un commentaire

9 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.