Vous êtes ici

Araky io sujet io dia maniry ny hananganjaza izahay mivady rehefa afapo taminy traitement .EFa 7 ans de mariage ary efa 45 ans .Raha misy liana dia miresaka eto ihany.Merci

Par : pisokely1904
Mahaliana ahy ity sujet ity
Mahaliana ahy ity sujet ity
Par : udhayanne
Rehefa mandroso ny taona de
Rehefa mandroso ny taona de hitako oe mety ilay manangan-jaza. Raha hanao démarche amin'ny fanjakana aloha mety somary elaela fa ny tena haingana dia mande any amin'ireny hopitaly na csb ireny, manatona sage femme sns... fa matetika any no misy an'ilay vehivavy miteraka nefa tsy afaka mitaiza ilay zaza noho ny antony samihafa de ireny zaza ireny no tonga de zanahana. Somary délicat sy mila mahafantatra olona, mila tact ihany kou fa de mahavonjy ny andaniny sy ny ankilany

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.