Vous êtes ici

Miarahaba eh,Vehivavy 36taona izao mitafa. Mčre célibataire.4 taona zao ny zanako ary bandikely izy io. Marihiko fa lehilahy 50taona niterahako ary nofikainy aho tamzany fa hoe efa en instance de divorce izy kay tsy izany akory. Efa nisaraka tanteraka moa izahay. Tsy mi-participer amin'ilay zaza mihintsy izy na ny kely ary. Zany tsy olana satria azo lazaina hoe ampy ihany ny karamako. Fa ny olana d misy olona mikasa hanambady ahy ary tia sy vonona hanangana io zanako io. Ilay zanako anefa misoratra aminy rainy. Tsy afaka hanangana azy ilay ramoseako vaovao raha tsy manao desistement ilay dadany. Ilay iray anefa sady tsy manao ninina amin'ilay zaza akory araka ny voalazako teo, anefa sady miziriziry tsy hanao desistement paternel. Diso ve aho raha hi recourir am resaka fitsarana na otrizany fa halako ilay situation an'ilay zanako. Izy efa mifankahazo tsara amin'ilay dada vaovao ary efa miantso papa. Misaotra manome torohevitra oh, mirary soa

Ajouter un commentaire

2 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.