Vous êtes ici

Fomban'ny mpanjaitra ve no tsy ara-potoana?

Par : lili
Nga vitany ts arapotoana fa
Nga vitany ts arapotoana fa anazy angamba l lamba zairina d ze tiny atao didiny no ataony Zay tiny atao style no ataony !! Hotrn ra miten enao oe atao azao d ts iny zay tinao iny zn no raisinao f le Zay tiny
Par : tif
Ny valeur ny fotoana miitsy
Ny valeur ny fotoana miitsy no mbola tsy hai ntsika gasy, matoa apetraja lay ftona de ilaina amnio izy, refa maka avance zareo nefa tsy maintsy omena amnizay tiany
Par : dede
Ieuh
Ieuh Néna ny vola ef voaloha,tng tany ah nanantena aka ilay zvt vao nikoropaka iz nanao ilay retouche, mahatsiravina mihtsy
Par : julia
Disoiko
Disoiko Araka2 ilay mpanjaitra a Ny hitako aloha no teneniko Ny neniko manjaitra fa vitany aloha 2 jour -5jour avant jour J ny zaitran ilay olona
Par : Razaf
Refa panao asan-tanana d
Refa panao asan-tanana d mitovy daoly fa tsy mpajaitra rery
Par : saa
tamzay nanao vacance tany
tamzay nanao vacance tany fianarantsoa zany de panjaitra le tantinenay de izy mo be clients be nefa tsy manana mpanampy fa izy daholo manao ny rehetra de mis anle client zay tonga fona ao an-trano hoe efa vita ve leizy de tsy mbola vita hoy izy fa misy enjehana maika be reto de ok ozy le ol de lasa , tonga ndray izy ny herinandro de ozy le tantinenay oe efa kelsisa fa tsy vita androany nefa leizy mbola tsy nktihany kory fa lamba hafa nataony mety hoe mandany andro b ngamba le azy de ok ary ozy le client de efa manombk mkoropaka amzay ary le tantinenay manao azy de miantso sisa le client oe rapitso za aka az d ok oz , refa tonga amzay ary le client de ozy tamnay oe andana teneno izy hoe nisy zavatra novonjena maika be eny antsena fa rapitso oe mandalo de izy niafona tao ambany latabatra de tonga le client de nantany oe aiza i madme A miantso anay de ozy zay oe nis zavatra maika be avy any atsena ony fa rapitso mandalo de tsikaritr ilay client fa niafona tao ambany latabatra le mpanjaitra satri mo vo miditrin'varavarana de le latabatra be iny de ozy oe apdiro any atsena tsara ary le kiraro manga manga e sady otran naneso niomehy izy de lasa avy eo , tena hoe ouaine be
Par : tiavinaa
fombany akabeazan fa mis
fombany akabeazan fa mis sasan tena matotra tsara

Ajouter un commentaire

4 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.