Vous êtes ici

Miarahaba antsika, arak'izany dia mba manontany sao mba misy mpanjaitra na misy mahalala mpanjaitra mba azo atokisana tsara fa tsy mandaingalainga @ lafiny fotoana sy mba mahafa-po tsara ny asa vitany, satria tena leo le mpanjaitra be fandaingana, ny ahy zao vao haingana tsy nataony ny akanjo efa no commander-na efa 3 semaines avant fa adino ono,nefa efa omena azy zao ny date ilana azy, tena quel culot!misaotra sahady anareo zay afaka mamaly

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Raha efa manana iray mahafa-po anao ianao dia aleo izy iany satria mbola sarotra indray ny mitady ilay olona efa mahazatra. Afaka ianao indray no mandainga fotoana. Une semaine alohan'ny date ilaivanao ny akanjonao ny date omenao ilay mpanjaitra. Dia aza adino ny mi-relancer azy raha efa voaatitra mialoha ny lamba.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Hialŕna am zay fahatezerana sy fitaintainana lava izay no nanapahako hevitra tsy hampanjaitra intsony fa dia tout-fait. taona maromaro vitsivitsy izay no nangalŕko izay décision izay fa manahirana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Tema marina mihintsy ry reto a! fa maninona ireny mpanjaitra ireny no lasa mandainga fotoana foana ? mody délestage fona no ialany olana kanefa na tsy nisy delestage aza de tsy vita ara-potoana fona le akanjo, amin'izay indray rehefa avy eo dia tsy mety akory le akanjo fa rehefa tsy tery be de tsy araka ny nifanarahana ny didiny, tena manala baraka ireny école nampianatra azy ireny mihintsy, sady tsy mahay no mandainga fotoana. Sa efa izany mihintsy no nampianarin'ny mpampianatra hoe ianareo mpanjaitra dia tsymaintsy mila mandainga fotoana ?
Izaho aloha de efa fay ka tsy te hierika intsony e! aleoko mijery akanjo tsara vita dia iny no vidina. Sady efa betsaka koa ange zao ry reto ny akanjo vita efa tsara be e! ny vidiny koa aza efa mitovy amin'ny ampanjairina. ALEO MIVIDY VITA TOY IZAY MANJAITRA fa marary fo eo foana enao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Izaho dia mahafantatra mpanjaitra tena mahay, tsy mpandainga fotoana, tsy mangalangalatra ary mendrika ny ho ampiana. Afa-po foana hatrizay nahafantarako azy ary tsy mila manao essai akory fa tonga dia mipetrapetraka daholo izay vitany eo. Ny toerana misy azy fotsiny no hitako tena olana satria dia eny amin'ny bas quartier eny no misy azy, saingy sahy miteny aminareo aho fa ny vazaha patron iasako az dia ao aminy no mampanjaitra. Izay liana dia afaka omeko ihany ny numéro dia miantso azy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Tena mba perle rare izany mpanjaitra tsy mandainga fotoana izany !!!

Izaho aloha 53 ans, fa hatr@ nahalatsahan'ny tavoniko mbola tsynahita aho na iray aza, mpanjaitra ka hoe marim-potoana.

Solution : mametra date tapa-bolana alohan'ny fotoana tena ilŕna azy. Izany aza mbola mitaintaina ihany ianao ...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
caprice>Tafita> aiza kay ianareo no mividy akanjo efa vita raha tsy mahadiso.

bezizo> afaka mba manoro ny mpanjaitranao ve azafady

Misaotra mialoha daholo
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
bonjour,
za ki d tsy mampanjaitra zany intsony fa efa déçue koa amin lay fotoan-gasy lava.
fa mividy tout fait foana za rehefa hamonjy vérémonie d rehefa leo an'iny d amidiko ndray iny d mividy vaovao (frip).

Eny ambodin'Isotry misy boutique zay (adinoko ny anarany), eo ampitan'ny aigle noir eo no fifidianako fa tena misy tsy ampoizina ao an, rehefa mardi d mandehana mitety ambodin(isotry iny fa feno eran'ny tsena.

manodidina ny 150 000FMG eo ny robe de cérémonie, 200 000FMG eo eo raha maxi no tianao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Bezizo afak mba omenao contact ve za amle mpanjaitra merci
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
mpanjaitra tsy mandainga fotoana
Misy NY mpanjaitra ts mandainga fotoana k!NY ahy le madama mpanjaitrako tena nahafapo ahy NY asany sy NY fandraisany ol.na akanjo na NY linges de maison nahafapo ahy tanteraka!

Ajouter un commentaire

4 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.