Vous êtes ici

Noho ny havizanana be loatra amin'ny asa dia mitady mpanotra aho. Madio no lazako ilay tadiaviko satria rehefa jerena ireny misoratra anaty gazety sy internet ireny dia matetika misy resaka vetaveta foana. Marihiko fa tsy mety amiko homeopharma no izy ireo tsy afaka mankany an-trano nefa ny ora fisokafany tsy mifanitsy amin'ny ora fiasako mihitsy.Dia misaotra anareo izay afaka manoro hevitra

Ajouter un commentaire

1 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.