Vous êtes ici

Izahay efa natao fampilazŕna t@ radio hoe zaza 4 very. Nandeha bisikleta nankany antsirabe zahay. Tsy misy olona fantatray akory tany fa de lasa zao. Niala Tanŕ t@ 11h00 teo ngambany fa de voky voankazo sns teny an-dalana. Tsy nahalala noana zany fa mihinana foana. 3 andro vao tafody fa kapoka zao nahazo anay zao kle. Tany @ taona 80 tany mihitsy.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
Nahafinaritra ry reto le fahazazantsika taloha , tena mbola nilalao be ny ankizy sady niray hina daholo na ny manana na ny mahantra

Zahay taloha niara-manao tsikonina daholo ny iray tanana , dia ny samy miantoka daholo, dia izaho sy izay bory izay foana no asaina miantoka saribao , de ny ankizy mieritreritra hoe lasa mitsondroka saribao zahay 2, nefa any antranonay izahay no maka , de any izahay roa mialalao ela2 any vo miverina

Dia ilay milalao eny antanimbary, dia mifanolo slip , de efa bedy foana , kanjo farany nifindran lagalin'ny ankizy , zay vo tsy sahy tsony
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
ikalapatsa < voretra be kosa izany , zahay indray tsy mba nanao an'izany mifanolo slip izany, sady tsy nilalao tamin'ny ankizy nisy lagaly na hao.

Fa tena nilalao be kosa, mihady vomanga na mangahazo atao tsikonina, maka sosety, kabaro, ravimbomanga no atao laoka, maka vary kely any an-trano.

Tena tsara, nahafinaritra mitsy, tsy hain'ny ankizy amin'izao intsony izany manao afo ki*******, misorona afo hanaovana tsikonina.

Tantara sisa....
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
Nafinaritra ka ! cache cache kapok ray tanana tam zn tsis ataorana ! mlomano antanimbar d ts mslip d ts mfanolo am zay d bedy ! mnw fanenjik sd akizy bdb am zn ! am zw otrn ef sam vofehin n tambo s n kilalao vita ao antrano !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
Nenay njay l manao tsikonina varymbazaha d anatsingita ny loka .
.Matsiro ery.
fiber_manual_record narivelo1
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
ny anay efa reraky ny bôl dia maka trondro na foza eny antanimbary tsy foza orana an! fa tena foza ireny !ny bandy sy rôle ŕ zany tsy lazaina tsony sy ny kalesa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
- Nandrafitra fiara kely tamin'ny kapoaka (jeep, camion semi-remorque, car...), dia misy ilay caoutchou tao amin'ny lohana pile R20 mitondra ilay charbon iny no atao pneu
- Maka planche dia hosorana savony na labozy dia anaovana gorisa eny amin'ny fi
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
Hanampiana ny an'i Tsikilogasy:nilalao tandrimo, nisambotra valala sy vongory de hatono, nitifitra fody am baka filesy, nanjono, nisaka pirina, nisambotra sobakaka, nitsikilo silipom-behivavy, nitaingi-tamboho, nihanik'azo (au sens propre), nanlgalatra goavy voasary manga paiso teny an-tsaha
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
De mba nisy cousin mba manamanana satria niasa tany an-dafy ny rainy de mizesta aminay ery izy niaraka t@ voiture télegudé sy walkman sy le jeu électronique ary bisikileta...de any aminy foana no manafika rehefa tsy mianatra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
Tao koa ny cahier de chant sy dessins, ny magazine salut,ok podium, nous2,voici...hihihi...izany no mba nanarahana actualité momba ny "people" fa mbola tsy nisy internet izany
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
NILAY NY FAHAZAZANAY TALOHA taona 75-80-90
manao vitsily, dinganiko masoandro,raosy jamba, nafinaritra ery , tsy matsiaro mody mintsy na efa hariva ary ny andro de bedy aveo!

Pages

Ajouter un commentaire

11 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.