Vous êtes ici

Salama daholo , lehilahy 30 taona no manoratra, 5 ans de mariage, 5taona aty aoriana de niova ny vadiko na ny fomba fikarakarana vatana na fikarakaran tokatrano (2 ny zanakay) , izy mo tsy miasa fa ao antrano fa de sorena ianao miditra ny trano avy miasa ny hariva , na sakafo ts aenonao tsirony , tena toroy hevitra mba hanovako azy fa vao miteny enao de lazainy fa tsy fitiavana. Ividianana akanjo mba hampijejo azy ts anaovany fa le tonta iany , tsitako ze atao ry zareo mankaleo ahy tena mifanohitra t@ izy taloha vao nahafatarako azy izy. Mety mbola hiova ve ? misaotra anareo mamaly sy manoro hevitra

Par : Bou
Mety reraka mitaiza izy, mety
Mety reraka mitaiza izy, mety maditra ataoandro sy alina le zaza d tsis fotoana hikarakarainy vatany intsony. Mety antony ilazany ko oe tsy tia azy enao, mety masiaka enao miteny azy, tsy am-pitiavana ny itenenao azy. Lehilahy koa rehefa mivady ela d mieritreritra angamba izy efa acquis @ny le vadiny ka tsy mila anehoana fitiavana, teny mamy, fotoana manokana sns ka eo mahatonga ny vehivavy mila vaniny foana, lasa kizitina. D lazaina fa miova nareo vehivavy rehefa any anaty tokantrano, nefa ianareo lehilahy nahatonga anay niova, tsisy intsony le affection, tendresse, attention t@voalohany.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 16 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.