Vous êtes ici

Vehivavy efa manambady ilay manoratra.
Zaho dia olona maotina, mipetraka tsara ary azo lazaina fa vady hendry. Fa zaho anefa manana fantasme, te hanandrana plan a trois ary tsy miaraka amin'ny vadiko fa lehilahy tena mitondra be no nofinofisiko matetitka. Tia mijery an'ilay film an'olon-dehibe ireny zaho fa tena miafina. Ary isaky ny mijery dia tsy maintsy mitady video an'i Julio Gomez sy Mandingo foana. Mahita ilay vehivavy amin'ilay izy dia mba te hahatsapa ilay sensation hoe misy miaraka miditra any aloa sy any aoriana. Tsy ho sahiko hotanterahina anefa ilay eritreritra fa tena ohatran'ny faniriana ato anatiko fotsiny.
Tsy mbola nampirafy ny vadiko aho ary tsy te hampirafy azy koa, milamina tsara ny RS anay mivady. Anefa isaky ny mandinika ny fantasme RS tiako atao dia io zavatra mamoafady io no antsaina voaloany.
Misy olona ohatran'izany ve? Dia inona no mety mahatonga an'ilay izy?

PS: ilay mitady contact-ko ireny, aza mandany andro eto akory. Tsy hotanterahiko io akory fa mba te hi-comprendre an'ilay situation fotsiny aho.

Par : Tôty
Izao no vokadratsin'ny
Izao no vokadratsin'ny fijerena film vet vet. Mifalia @ vadinao ary hazony ny fahendrena laizainao fa anananao.
Par : !!!!!
Izay no maha fantasme azy,
Izay no maha fantasme azy, dia mety ho tonga ho azy fa tsy voatery hoe effet fijerevana film X, na tanterahana na tsia dia ampy ahafa po anao ny fieritreretana azy, Ny fantasme dia manampy koa am libido ary tsy misy olona tsy manana fantasme zany, fa mety ho refoulé na tsy tsapany mivantana Tsy misy maharatsy an'izany ry madama fa zay fantasme nao zay no isan'ny motivation koa rhf manao RS
Par : Jacks
Mibebaha ianao !
Mibebaha ianao !
Par : Hery R
Tsy maontina izany ianao fa
Tsy maontina izany ianao fa miseo madio eo imason ramose ftsn. fantasme azo tanterahina foana,fa tokantrano rava tsy vita ny anarina anazy ra toa ka rava. betsaka no hiteny hoe reseo lahatra ramose anao, fa ra amiko manokana dia enao no tokony tsy mitady zavatra afa hiexitena anao,plus enao mijery,plus ny envie miatombo,mino a fa efa nanandrana ianao tsy nijery ela2 fa aveo tsy resy le envie te hijery film X foana,handramo atao a long terme dia misy vokany io. betsaka no hipropose hoe manandrama candau sns,fa vo tsy mety am ramose anao io,dia efa miozongozona ny tokantrano manomboka eo,dia ra tianao izy,dia hajao ftsn e,izay ihany gab o,mazotoa jy Marina ny an ra Jaks io, mibebaha fa mora hoan ny olombelona ny miroboka amin ny fanaon izao tontolo izao
Par : Nofy
Tsy mazava amin'i Jacks sy
Tsy mazava amin'i Jacks sy Hery angamba ilay fanontaniana. Misy olona ohatra ahy ve? Zany hoe vehivavy angamba no hahavaly azy fa tsy lehilahy. Dia ilay hoe inona no mahatonga an'ilay izy no tiako ho fantatra. Zay mety misy lehilahy hahavaly iany. Tsy mbola nanitsaka na mieritreritra hanitsaka ny vadiko mihitsy aho na indray aza. Tsy matahotra amin'ny tokantrano miozongozona satria tsy hanatanteraka akory na misy mi-propose aza. Raha hanatanteraka no tanjoko dia afaka nataoko talohan'ny fanambadiana izany. Fa ilay fanazavana no tena alehako eto amin'ny forum. Ilay mieritreritra hoe fijerevana film no mahatonga an'ilay izy dia ahoana no fomba hanazavany hoe mbola tsy nijery film mihitsy taloha dia efa nanana io fantasme io? Ny nahitako film taty aorina dia nisy liste acteurs tamin'ny facebook zay ka curiosite no nijerevako tamin'ny google dia nivoaka ho azy ny video. Fa taloha tsy nahalala ny fijerevana video akory. Tiako mijery an'ilay izy anefa fa tsy olana amiko na tsy mijery koa zaho. Na tsy mijery film aza anefa dia eo foana io fantasme io. Fa isan'andro kosa anefa tsy maintsy mandro, ary vao irarahan'ny rano mafana ny zone erogene dia efa miakatra io filana io. Efa miezaka mandro amin'ny rano mangatsiaka saingy tsy confort ilay izy aloa. Zany no mampametra-panontaniana hoe fa ahoana? !!!! io zao angamba no manazava an'ilay izy kokoa. Misaotra anao
Par : mama
tanterao akia fa impiry
tanterao akia fa impiry hiaina etoa natany aza??? sao dia efa antitra vao manenina eo! akombony fotsiny ny vava rehefa nahavita izay vita!
Par : Boum
Ny sasany moa zany dia
Ny sasany moa zany dia miaraka @ commentaires mba miseo ho masina mialohan'ny Masin-dahy paoly kanefa mbola mitsikilokilo aty anaty forums sexualité ihany.Oh sy ah eh ra Mpiatsaravelatsihy e. Ho an'ny topon'nle sujet, zvt normal zany, zay no maha Fantasme azy, ny Fantasme , ny manatanteraka azy na Tsia avy eo no tena mila Fandinihana lalina. Niresaka fantasme zahay mivady t@ zany ary samy niteny ny azy, ny azy koa dia io anao io, bandy anakiroa manao DP, ilay sensation an'le izy fotsiny no tiany oe mba mety manao ahoana, tsy tezitra taminy velively mihintsy za. Tsy ho sahy ny anao an'zany mihintsy za ozy na inona na inona fa fantasme fotsiny. Tsy misy tokony anenjika anao @zany fa anao irery zay de zay. Anjaranao no mieritreritra raha tianao ho zaraina @ vadinao na tsia. Za manokana aloha mahita fa tena mampiredareda be ny sexualité le mifampizara Fantasme e. Ny moresaka azy @ voloany fotsiny no matetika ny Lehilahy no nde ataoko oe Ratsy Saina, Tsy mahazaka,Tsy de misaina fa maika ny hitsara fotsiny. Olona normal ianao fa aza maka lagy @ ze vavan'ny sasany zany. Samy manana ny Fantasme-ny io, za ary efa nanana sipa manana fantasme te anao @ bandy 5 indray miaraka, Tsy ho sahy hanao an'zany mintsy izy fa mijanona ho fantasme le izy, te handray Tybibi bedabe hono izy en même temps,..samy manana ny azy io..reo Lehilahy bedabe reo ny akabeazana manana fantasme te hanao @ sipa roa..ka maninona no rehefa ny Vhv no manana envie sy fantasme de omena an'zao teny maharary rehetra zao. Pff
fiber_manual_record Ra-Vay
Dernière visite: Il y a 4 weeks 10 heures
A rejoint: septembre 24, 2019
ilay fantasme aloha dia samy
ilay fantasme aloha dia samy manana daholo na lahy na vavy fa ny endriny no samy hafa. Matetika ilay izy zavatra sarotra tanterahana na koa tsy ao anatin'ny fisainanao. Misy ny matahotra na dia hitantara ny azy @ olona akaiky azy aza (vady, iraitam-po, namana) ary misy tena mi-hanter ny fiainany ilay fantasme. Izaho t@ tsy mbola nanao sipa akory dia efa ni-fantasmer t@ vhv @ magazine féminin ireny, indrindra moa ireny manao pub-na lingeries na *******lots de bain ireny, nisy fotoana tena hotsaky ny sperme ny slip-ko nony maraina. Noheveriko fa nanditsaka am-pandriana. ... tohizako rehefa avy eo
Par : Befilahiana
Ny ahy ramatoa avy dia
Ny ahy ramatoa avy dia hahitsiko ny lalao fa tsy miolana ,Tsy irery ianao no manana io fantasme io ,ary raha fantasme no resahina eto dia tsy ho vita na rahampitso toy izao ary .Ny zava drehetra dia miainga amin'ny revy ,eritreritra ,nofy ,fijery ,vinavina ,fitia te hahalala ,fitia te hanandrana sy ny sisa e ,ireny manitsa bady ireny na lahy na vavy dia nanana ny antony nahatonga azy ho tonga amin'ilay toerana .daholo Ka izao no izy ,aza mamefy tena hoe tsy ho hataoko mandrakizay ilay izy ,diniho ary havadivadio ambony sy ambany tsara ,fa indray mandeha ihany no miaina ety an tany ary mandalo izao rehetra izao .
Par : Sahy
Définition omen'ny vazaha ny
Définition omen'ny vazaha ny fantasme dia hoe : "une manifestation, consciente ou inconsciente, d’un désir." Izany hoe fanirina no resaka eto. Ny fananana fantasme dia normal satria fanirina sahala amin'ny fanirina rehetra. Nature humaine ny fananana fantasme. Normal amin'ny olombelona ny maniry ny tsy ananana, na hanao ny tsy mbola natao. Ny vehivavy ohatra anao aloha dia misy tokoa : ny vadiko anisany, misy koa olona vitsivitsy fantatro. Misy ireo nanatanteraka izany, misy ny vao miketrika ny hanatanterahana azy, misy kosa ny tsy hahantanteraka mihintsy noho ny antony maro samihafa. Ny antony nampitsiry azy io tamin'ny vadiko dia hitako hoe suite logique ny kilalaom-pitiavana efa nataonay. Samy tena tia sexe izahay ary samy tena miezaka milalao sy maka fafiny sy manome fafiny maximum ny ilany avy. Ka rehefa vitanay daholo izay fanaon'ny couple rehetra, dia hitako normal ny fihitaran'ilay filana any @ fomba hafa tsy fanao mahazatra. Asa ny anao fa ny fahitako azy dia olona efa miaina sexe ary afa-po amin'ny efa fanao mahazatra no te hanao pratique extra toy ny fantasme anao. Ny olona tsy ampy sexe mantsy dia maniry fotsiny ny hanao firaisana ihany aloha. Ny efa manana ny ampy no mitady betsaka kokoa. Ny fananana fantasme sexuel dia singa 1 anisan'ny mampiakatra ny libido. Donc ilaina. Inrindra indrindra rehefa tonga ny routine. Ny fanatanterahana azy indray dia miankina amin'ny tsirairay sy ny occasion mety hiseho eny. Ary araka ny maha fanirina azy koa nefa dia tsy izay manana faniriana dia tsy maintsy hahatanteraka. Misy maniry hanatanteraka fa ny occasion tsy misy mihintsy. Misy koa anefa ireo tsy nieritreritra ny hanatanteraka fa niseho tampoka ilay occasion dia nandeha ho azy ny sisa rehetra. Afo miredareda tsy hita maso io ry Nofy ka sarotra vonoina, tsy ho lefin'ny rano mangatsiaka izany. Ny hamporisika anao hoe ataovy aloha dia tsy ho ataoko, satria raha ho tanterahinao io dia na ianao tsy hanana fantasme intsony, donc tsy hisy hanaitaitra intsony rehefa tonga ny routine. Na hisy fantasme vaovao hafa mety hipoitra eo, izay mety ho sarotra tanterahina kokoa. Izahay mivady nisafidy ny hanatanteraka, tena afa-po ary nahazo faniny tokoa. Soa fa samy mahafehy tena sy saina hatreto ka tsy tonga fomba fanao izany fa tena mijanona ho extra aloha hatreto.

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.