Vous êtes ici

SOMARY ALEFAKO LAVITRA KELY NY ERITRERITRA:AFAKA FOLO TAONA EOEO NGAMBANY TSY HISY HITENY GASY TSONY,TSY HAHITA ZANY BOIS DE ROSE ZANY TSONY NY ANKIZY,
hevitro zay anareo ny sisa

Par : MILAY ISIKA
Zah alou tsy de tena mahatoky
Zah alou tsy de tena mahatoky an'io boay kely io amin'ny fampandrosoana ny firenena. Marina io lazainao io. tsy mikatona loha malemy anie io boay kely io e. Araho daholo ny dingana natao ny rehetra fa ohatran'ny tena zaza kely miteniteny foana fotsiny. Fa isika gasy mba sokafy ny maso sy ny sofina fa mampalahelo mihitsy.
Par : jama
Ho betsaka ny zavatra ts ho
Ho betsaka ny zavatra ts ho ita eto intsony! colonie indray e
Par : garde
Tena ho very n gasy marina
Tena ho very n gasy marina
Par : kalie
Mahereza daholo
Mahereza daholo
Par : Anonyme
Bombe de retardement!!!!!!!!!
Bombe de retardement!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Par : zanatany
Madagasikara handroso, fa ny
Madagasikara handroso, fa ny gasy ho lasa indigène toy ny any australie sy usa ireny, na ny fomba fivavahan ny gasy @ izao io aza dia ampy hampahantra azy,tsy ampy saina no betsaka, miogaoga @ torapo fotsiny

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.