Vous êtes ici

Tanisao eto avokoa ireo antony fantatrareo fa mahatonga ny fifandirana sy fiadivana eo am mpivady! Tantarao iany koa mazava ho azy izay efa niainanareo

Par : Anonyme
Ny ara-bola no fototra
Ny ara-bola no fototra voalohany
Par : Anonyme
Azo lazaina iany koa ny fomba
Azo lazaina iany koa ny fomba fitaizana ny ankizy
Par : Anonyme
Ny tsy fifanajana eo am roa
Ny tsy fifanajana eo am roa tonta, indrindra ny am resaka fianakaviana
Par : betsaka
Tsy mitovy ny priorité
Tsy mitovy ny priorité indrindra rehefa manomboka miteraka dia lasa misy foana ilay tsy fifankahazoana. Ny hitako koa, indraindray tsy résolu akory ilay olana dia borquéna fotsiny ny resaka satria leo disadisa, tsy tia miady bla bla isan-karazany dia lasa miverina foana ilay olana. Amiko manokana, ilaina ny disadisa. Hoy ny Malagasy hoe ny hisavorivorian-kilantoana. Olona roa tsy mitovy personnalités ny mpivady dia tojo défis isan'andro izay ilainy surmontény. Ny disadisa samy manana avokoa fa ny fomba hamahana ny disadisa no mahasamy hafa ny mpivady tsirairay.
Par : Dong
Kamo manao Ramatoa
Kamo manao Ramatoa
Par : paju
Ny itako iany ko zany resaka
Ny itako iany ko zany resaka fahasarotampiaro mila manana confiance ny mpivady eo anivony tokantrano.
Par : Tian
Ny resaka rafozana sy zaobavy
Ny resaka rafozana sy zaobavy . Ny vady mihevitra fa tsisy kihanina ny reninysy ny anabaviny nefa tsy arakarakizay ilay toetra .
Par : Tiasoa
Ny ady matetika dia ny fomba
Ny ady matetika dia ny fomba fitaizana zaza . Fianarana , febedesana ny ankizy.... samy manana ny fomba tiany hitaizany ny zaza . Ny antony ady hafa indray dia ny rafozana miditra aminy fiainanay mivady na resavola io na zavatra hafa .
Par : Falisoa
marina ny an'i Tiasoa,
marina ny an'i Tiasoa, mapiady be ary maharikoriko mihitsy ilay belle famille miditra amin'ny raharaha tokatrano, misy mihitsy ary izy mianakavy ao no mifanao projet any.
Par : Ridicule
Ny ahy rehefa malahelo azy
Ny ahy rehefa malahelo azy aho dia lasa mila vaniny tsy amin'antony, efa fantany io dia tsy maka lagy izy, taloha moa izany satria ny asany taloha misy déplacement, ilay matory tsy miaraka aminy no tena tsy zakan'ny aiko mihitsy fa tena mankarary ahy, nitady zavatra hafa atao mihitsy moa izy ny farany satria izaho tena be ranomaso be t@ izany, mihomehy irery ny tenako aho ato mahatadidy an'izany, sady nanao traîtement resaka fertilité izahay t@ izany dia tena nataon'ny hormone ambony ambany mihitsy aho t@ izany, rehefa tonga ato an-trano izy dia milamina be ohatran'ny tsy nisy na inona na inona, efa elabe aman-taonany izahay tsy niady izany intsony, sady tonga ny zaza dia tena concentré @ fitaizana sy fitadiavana, tsy misy fotoana hiadivana intsony fa fotoana kely hiarahanay 2 mifandamoro no sisa rehefa mba libre, fini les dis*******s.

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.