Vous êtes ici

Miarahaba daholo15 taona nivadiana izahay,03 ny ankizy,leo aho ny farany ka ni-revolte:1-Niaretana ny vono sy ny daroka2-Niaretana ny fampirafesana3-Tsy ampy ny vola homeny isam-bolana ka noho izany tsy maintsy manampy azy ianao miasa koa.Mbola sahy indray izy mametraka hoe adidinao ny tokantrano,hany ka miandry anao tonga avy miAsa ny hariva vao mahandro,mikarakara zaza,miantsena eny ampodiana.4-Niaretana ny hakamoany5-Niaretana ny hambony diso toerana6-Niaretana ny tsy fodiany an-trano noho ny antony maro7-Niaretana ny tsy fitaizany ny ankizy nefa rehefa mba mahafatifaty ny olona ilay zaza,izy no mitsangana voalohany:zanako ioBref,mety mbola misy tsy voatanisa fa ireo aloha no tena hitako fa misongadina.Ni revolte aho satria:mahatsiaro ihany hoe mba nahavita ny vitako tato @ ity tokantranoko ity na dia kely aza, nefa d mbola sahiny ihany ny miteny fa tsy hita izay ilŕna ahy,tsy mahavita n'inon'inona,izay mety ho fanambaniana hampisehoany fa izy no rôle e,ka ts nahalefitra intsony aho.Herintaona izao izahay no tsy niara-nipetraka intsony hany ka lasa lany fotoana mivezivezy entre anay ireo zanakay.Hitako fijaliana @ ndry zareo anefa izany ka ts tantiko intsony.Dia izay ilay hoe tokony tsy maints nandefitra ihany aho mba tsy hisian'izao.Lasa any @ ankizy indray ny fijaliana rehetra no milatsaka.Mba mila ny hevitrareo ry zareo,Marihiko fa izy no nihataka ary tsy mety hiverina intsony.

Ajouter un commentaire

5 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.