Vous êtes ici

Mandefa rivotra patetika ny zanako 7 taona. Masiso matetika, nefa izy otran'ny tsy misy olana ara-pahasalamana. Mianatra isan'andro izy ary akaiky examen dia tsy foiko tapahina ny fianarany ho any amin'ny pédiatre.Sakafo tsy dia mavesatra firy no ohaniny, fa na maivana na mavesatra ny sakafony dia mandefa rivotra ihany izy.Ny tiko anotanina dia izao : aretina ve io mandefa rivotra io? Tsara sa ratsy amin'ny fahasalamany? Ilaiko na obligatoire ve ny mitondra azy any amin'ny pédiatre noho izy mandefa rivotra matetika?Misy fanafody naturel ve na astuce de grand-mčres afaka hanalŕna io phénomčne io?Marihiko fa izy dia tena mahery misotro rano an.

Par : PANDINIKA
raha maisy fofona lay izy de
raha maisy fofona lay izy de tsy mahalevon-kanina izy zany; ndraindray kou problème @ tsinay;aleo mijery pédiatre ihany rehefa vita ny examen

Ajouter un commentaire

11 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.