Vous êtes ici

Telma dia mampitombo ny forfait internet avo telo heny raha am mvola no ipayena azy! ohatra oe mividy 2go d lasa 6go zan mandritra n iray volana. tena nividy ah tam androany , tena avo telo eny tokoa! tsy misy offre otrnio eto madagasikara hatreto! Iza koa no faly amty offre ity!? za alou dia tena safidiko n°1 malagasy e!

Par : Anonyme
J'ai utilisé l'offre et c'est
J'ai utilisé l'offre et c'est génial. Par contre, tokony tsy ataony 24/24 le 3Go iray fa mba ataony 6 à 21 heures.
Par : MPANJIFA TELMA
BONJOUR MORA NY TELMA FA
BONJOUR MORA NY TELMA FA SAINGY LASA RATSY BE NY DEBIT HATRETRO
Par : MPANJIFA TELMA
BONJOUR MORA NY TELMA FA
BONJOUR MORA NY TELMA FA SAINGY LASA RATSY BE NY DEBIT HATRETRO
Par : Anonyme
Miombon-kevitra amin'ilay hoe
Miombon-kevitra amin'ilay hoe tsy atao 24/24 le 3 GO voalohany fa mba atao 6-21 Heure tokoa. Momba ny débit dia tena afa-po tokoa. Tsara ny qualité connexion. Ampy ahy tsra le offre.

Ajouter un commentaire

12 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.