Vous êtes ici

Finaritra!
Inona no fanafody efficace amin'ny "oignon"?
Vokatry ny fanaovana talon matetika taloha izy io, nefa toa manaraka koa.... Mivonto maharary eo amin'ny articulation, base-n'ny ankihiben-tongotra (tsy haiko ny mi-définir ilay toerana...)
Misaotra mialoha ho an'izay mamaly fa tena mila tsy ho afa-mamindra intsony....

Par : anonyme
Alonay am ranontsira (rano
Alonay am ranontsira (rano mafana) ny tongotrao isaky ny hariva. Dia ref avy manao talon mba ataovy massage kely ilay tongotra sady ampiakarina ambony ref matory

Ajouter un commentaire

4 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.