Vous êtes ici

Efa natao izay fitsaboana rehetra t@ mpitsabo isankarazany handevonana azy fa tsy mety afaka, ny gynecologue ko farany no niteny fa didina sisa no mety hanalana ilay Kyste de l?ovaire droite.Misy olona efa nodidiana KOD ve @ tsika ato ?? iza ny docteur nandidy dia hopitaly taiza azafady,Budget raha tsy maintsy handalo operation KOD??? Misy effet secondaire toy ny tsy mampiteraka intsony ve ny fanaovana izany ?? marina ve fa mety hiteraka cancer izy io raha tsy voatsabo haingana.Marihina fa rehefa reraka dia marary ahy ilay izy.Merci !!

Ajouter un commentaire

12 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.