Vous êtes ici

Bonjour daoli,Arak?io sujet io, misy amintsika ve manana zanaka efa tratran?ny otite na Ť tsitongandronono ť, inona no mahatonga azy ireny , ary iza no docteur na pédiatre tena nanasitrana ny zanakareo izay efa tratra. Maharitra afiriana ny fitsaboana azy, ary mety miverina ve izy ireny ?? Merci ho an?izay mamaly.

Par : bl
Matetika efa hantrany
Matetika efa hantrany ambohoka mihintsy io, fa sery tsy vaky koa dia lasa miakatra any @ atidoha. Pr David, hopital ambohimiandra no pédiatre tena mahay

Ajouter un commentaire

4 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.