Vous êtes ici

Salama,
manana olana aho,asa na misy manana olana oatra ahy fa zaraiko ilay izy dia mba mitady vahaolana raha misy aminareo,misaotra mialoha ho anizay mamaly matotra sy ampanajana mety isy koa ny fanakianana fa azo raisina izay raisna.
lhl 31 taona,mananjanaka anakiray,Mipetraka taty am faritra izahay ary somary miala kely ny renivohiparitany no iasako fa ny vady amanjanako any am renivohiparitany (Tsy tana),mody isaky ny fin de semaine ary miverina ny latsinainy.
Nanana zanaborona anakiray aho ary efa eritaona latsaka no niarahanay,mpiaramiasa moa izy io ary mody koa any am renivohiparitany kala rehefa zoma ary mverna koa latsinainy,miaramatory izahay rehefa jour ouvrable ary lasa tena tia ahy ,marihiko fa tena mahay misôma kala ary tena tiany io taranja io,de côté tsy dia azo atao oe ratsy izy.
Dia tena tamana izy, za ko moa tena we nampirevy ary nisôma koa,natao daôly ty rehetra ty ary tena we lafatra sy feno kala tao anatin lalao rehetra natao.
Ny olana dia raha vao tonga any am renimborona aho Week end dia tsy mety velona balita ary tena oe mdongy tsotrizao,natao daôly ty rehetra ty fa eee,dia lasa mahana ilay renimborona ary lagy tanteraka,malahelo azy aho ary tena tsy nampoiziko oe tsy ahavelona izany aho,efa ho deux mois zao tsy mbola tafa nefa refa tng amle zanaborona tsy mila demaka fa tode miainga.Ilay ody gasy no anitrikitrihandrafotsy ahy we nasin olona fanafody tany enao.Nefa za tsy mino anzany ary itako oe tsy mitombona ilay izy satria resaka saina tsotrizao ilay izy (hevitro io)
Ka izay sy izay ry zareo ilay izy dia inona no ataoko?nefa taloha na tany am rafotsy ary nety velona fôna balita refa we.Misaotra anareo mamaly.D aza kafaraina betsaka raha mety.Misaotra

Par : kalie
de enao zany ve akoho
de enao zany ve akoho lahimbohitra ? raha ny sipanao sy ny vadinao ataonao vorona? sa enao mpiandry vorona? sarotra kosa aloha no tsy hime am le situation e, tsy hikafara za fa hiteny hoe mahereza e, aza kivy
fiber_manual_record zanzibar
Dernière visite: Il y a 11 months 1 week
A rejoint: août 26, 2019
Kalie a>Aza de mehezana mo e
Kalie a>Aza de mehezana mo e,ôka marna
Par : anonyme
Toa efa nandeha tany am
Toa efa nandeha tany am rubrique hafa ity "olanao" ity. Itanao, ref mampirafy dia efa tsy tina tsony zay ilay teo aloha, na inona na inona fanazavanao. Raha te hanavotra ny tokatrano dia saraho ilay sipa e, c'est simple, mba mahaiza mandray décision. Safidio ze tinao. Amiko tsy panne sexuelle ilay olana an, fa resaka sentiment
Par : Nah
Miandry ny tohin'ny tantara
Miandry ny tohin'ny tantara zay an
Par : Rarotana
Ny an'ise raharaha tadiavina.
Ny an'ise raharaha tadiavina. Hay moa ka i Balita aza mahalala ny tompony, dia ilay mahasarika azy zany koa. Hevero tsara ny fiainan'ise dia aza atao base ilay resaka sexe e
Par : Pisokely
Mbola o zany aza fa tsy lasa
Mbola o zany aza fa tsy lasa any anaty vera ko, mibebaha mafy dieny zao.
Par : Manjakely
Miandry ny tohin'ny tantara
Miandry ny tohin'ny tantara marina, mbola tsy lasa bibilava an ! tandremo zany !
Par : sermon
« [Ny amin'ny fijangajangana
« [Ny amin'ny fijangajangana tsy azo atao ho isan'ny zavatra tsy mampaninona, tahaka ny hanina samy hafa] Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona. » (1 Korintiana 6:12) « Ny hanina dia ho an'ny kibo, ary ny kibo ho an'ny hanina; nefa samy holevonin'Andriamanitra izy roroa. Fa ny tena kosa dia tsy ho an'ny fijangajangana, fa ho an'ny Tompo; ary ny Tompo ho an'ny tena. » (1 Korintiana 6:13) « Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin'ny heriny. » (1 Korintiana 6:14) « Tsy fantatrareo va fa momba ny tena'i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan'i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan'ny vehivavy janga? Sanatria izany! » (1 Korintiana 6:15) « Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin'ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa (Gen. 2. 24). » (1 Korintiana 6:16) « Fa izay miray amin'ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy. » (1 Korintiana 6:17) « Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany. » (1 Korintiana 6:18) « Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. » (1 Korintiana 6:19) « Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. » (1 Korintiana 6:20)

Ajouter un commentaire

14 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.