Vous êtes ici

Bonjour, mila fanampiana fa te anena tena o, inona avy ny tokony ho atao raha te anena tena, ny regime tokony atao! mb omeo astuce; marihina fa olona somary mora midecalcifier ! misaotra ho an'zay hamaly

Par : Anonyme
Zavatra iray itako efficace
Zavatra iray itako efficace ny tsy misakafo @ alina zany hoe ny ariva. Raha tsy mahazaka dia mihinana fa juste zavatra kely fotsiny.
Par : zah ko
Tandremo fa tsy ny régime
Tandremo fa tsy ny régime rehetra dia mety am fanenana vatana, mety hihena enao fa ny muscles ko lasa miaraka amzay, dé ra vo zay no mitranga dé ratsy be ny vatanao. zah niainga 70kg, nanao régime + sport, zao za efa 56kg. Ny régime : Ny alina tsy mihinana afa tsy yaourt nature, manao detox kely tsindraindray surtout tam mbola ngezab (persil+cocombre+citron+sakamalao mixer-na dé sotroina alohan'ny hatory), ny maraina : yaourt nature + qlqs fruits, raha tena tsy zaka dia ampiana biscottes kely tsy maninona, ny atoandro: tsy mihinam-bary fa légumes + fruits + qlqs protéines (viande blanche na lentilles na trondro...) + rano 1,5l. Le tsy mihinam-bary tena misy vokany be mihitsy, sy le tsy mihinana am alina. Mijanona daholo ny nem sy sambos, ny pate be sy ze mampatavy e! mila herin-tsaina be koa ilay izy fa refa tena vonona ny saina tena lasa io. Ampiana sport kely en salle raha afaka enao, raha tsy afaka dé any antrano mba manao gainage sy abdo (jereo am internet ny fanaovana azy). Fa sport + régime tena efficace be. Mila mitandrina fa ny gras no tkn ariana fa ny muscles mila tsy ariana be, sinon lasa ratsy be ndray ny forme. bon courage dé mba lazao ny tohiny e!

Ajouter un commentaire

12 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.