Vous êtes ici

Tena mampalahelo mihitsy ny mpianatra amin'izao satria efa mirongatra eto amintsika koa ilay persecution scolaire toy ny any am tany mandroso! raha toa enao tsy mitovy fomba, fanao, sy fitiavana am lafiny rehetra dia gafigafiana , darohina mihitsy aza, omena surnom manala baraka! itako tena tsy rariny izany ary tokony dinihina akaiky ny égalité des droits any am sekoly isan'isany

Par : Anonyme
Tena izany mihitsy:
Tena izany mihitsy: conséquence , lasa solitaire ilay zaza reefa ao atrano na tia manondratsondrana
Par : jama
Le fampijaliana ataon'ny
Le fampijaliana ataon'ny mpiaramianatra ny akizy tena ts mety kosa, lasa persuader le zaza fa tsy manana n anjarany am societe ary lasa manaonao foana mb ijerevan'ny hafa azy
Par : tena marina
Tena marina mihitsy io seho
Tena marina mihitsy io seho lazainao io. Tsy manana "ouverture d'esprit", "compréhension", tsy misy fanekena ny tsy mitovy amin'ny tena . Tena mahita an'izany aho, indrindra eo amin'ny resaka fivavahana, kristianina ny tenako, nefa kosa mahatsapa indrisy fa ireo kristianina, "ireo milaza ny tenany ho kristianina" no tena tsy mahazaka an'io tsy fitoviana io. Normal ireo sekoly vazaha raha manindrahindra ny "laïcité" mba hahatsapan'ny tsirairay fa mitovy zo avokoa ny mpianatra rehetra, na inona fiaviany, na inona fivavahany, na inona fironana ara-pôlitika arahan'ny ray amandreniny.

Ajouter un commentaire

3 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.